mety oe tia v rah...

1. xxx ( 19/03/2007 11:27)
somary misy ifandraisany iany nefa tsy tiko tapahina ny resak'i luciana5 any ambadika, sady nenah tsy resaka tsy mampatory@alina fa mampalasam-borona @atoandro... mety oe tia ary v rah ol miantso anao matetika....manontany foana oe ça va v... d itanao mintsy oe mahafaly azy ko raha miantso enao... nefa tsy mbola miresaka ny hihaona aminao mivantana.. hatra@ilay occasion nifankahalalana???
novalian'i xxx ny 27/03/2007 08:48
2. soanja ( 19/03/2007 11:35)
Mbola misalasala izy izay na tsy te hamparary ny fonao de mba manao tsara fanahy eo refa mandray le antso.
Aza maika e. Refa tia izy tonga eo foana. Zah aloha tsy hiantsoantso lela zany e raha tsy hoe misy zavatra tena matomboka asa na zavatra tsy maintsy. Raha tsy oe efa nifanarahana angaha hoe hifampiantso isika!
3. xxx ( 19/03/2007 12:29)
ok, izay ihany fa misaotra :-*
4. simplex ( 19/03/2007 12:35)
ie
te hihetsiketsika izy fa misy zavatra mi-bloque anazy ao.
Miandry fotsiny enao.
5. princesseN ( 19/03/2007 17:18)
mety hoe tia anao izy no tena marina e!
Miandrasa kely e!
6. happyfriend ( 20/03/2007 10:52)
soanja:

Zah aloha tsy hiantsoantso lela zany e raha tsy hoe misy zavatra tena matomboka asa na zavatra tsy maintsy. Raha tsy oe efa nifanarahana angaha hoe hifampiantso isika!

ôtrany oe mpifanerasera @asa iany zay d zany no ahazoako miantso fa na za ko aza d mitovy hevitra oe lalina iany le iantso lhl...

7. Fiffi ( 25/03/2007 07:41)
de nanao ahoana izy tao ry xxx ? nahita solution hiany ve ?
8. baboo ( 26/03/2007 08:24)
Salut!
je suis un nouveau membre et j 'suis content d' etre parmis vous ; j' sui pas tellement connaisseur
en amour mais des fois j'ai de la chance sur ce plan; à vrai dire je suis à la recherche d'une ptite
copine ,mignone ,serieuse,souriante,affective et mature si c'est pas trop demander,pour une relation
serieuse et nouvelle,une fille de18à21ans.
En ce qui me concerne,j'suis serieux, ne fume pas
,ne bois pas,j'sui unik,universitaire,peu beaugosse
gentil et j'ai 20an.
J'espere que j'aurai bientot une reponse à ma lettre .A plus!
9. Fiffi ( 26/03/2007 12:29)
tsy mahay miteny gasy ve i baboo kely ? heu.....de aza hadino kosa aloha ny mameno le mombamomba anao fa manjary tsy ahazo zay ilaina eo an ! de tongasoa koh aloha an !
10. xxx ( 27/03/2007 08:48)
Fiffi:

de nanao ahoana izy tao ry xxx ? nahita solution hiany ve ?



nentiko mora teny iany alou e, d mitohy mihamafinaritra ny fifaneraserana fa aleoko ko alou tsy mikoropadropaka fahatany e... tsy maintsy hifankahita iany zay ato ho ato ka tsy eo v no hahitana azy e???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0417