Hay moa ?
1. nikopol
(
19/03/2007 16:16)
"Hay moa
Afaka manova ny aizina
Hanazava indray
Ny tsiky iray."
Poopy
ohatran'ny tsara marina ilay poopy
Afaka manova ny aizina
Hanazava indray
Ny tsiky iray."
Poopy
ohatran'ny tsara marina ilay poopy
répondu par happyfriend le 27/03/2007 08:41
6. Samoana
(
19/03/2007 16:35)
nikopol:
ohatran'ny tsara marina ilay poopy
poopy tsy niova omaly sy anio fa tsara foana kah:wink:
9. princesseN
(
19/03/2007 17:15)
hay moa? na ny tsiky iray aza misy dikany rehefa tia. Ahoana nareo @zany?ohatrany marina e!
11. lanto
(
19/03/2007 19:11)
karinah> izany mihitsy ! giravy lery an ! Fa nihasantimaka aloha izy hatram iny versera-ny iny :lol:
14. ikalapeta
(
20/03/2007 08:41)
lanto:taraiky be enôooooo,hihihihihihihihi
karinah> izany mihitsy ! giravy lery an ! Fa nihasantimaka aloha izy hatram iny versera-ny iny :lol:
15. xxx
(
21/03/2007 10:19)
hay mo nikopol mahay manoratra @litera iany fa indray2 iany vô mody moana d emoticon no ampesaina?:o
