Hay moa ?
22. karinah
(
22/03/2007 09:15)
xxx::-D:-D:-D:-D:-D
hay mo nikopol mahay manoratra @litera iany fa indray2 iany vô mody moana d emoticon no ampesaina?:o
26. nikopol
(
22/03/2007 13:14)
Ts'nisy mahare afa-tsy izy roa ihany
'Zay ambarany
Ny hita sy ny tsapa
Manenika ny fony ilay fitia.
poopy
'Zay ambarany
Ny hita sy ny tsapa
Manenika ny fony ilay fitia.
poopy
28. nikopol
(
22/03/2007 13:21)
Izaho tsy manahy
Tsy maninona raha sanatria aza ianao
Tsy hitoetra irery ho ahy
Izaho tsy manahy
Efa fantatrao fa n'inon'inona atao
Ny foko efa tia anao
poopy
Tsy maninona raha sanatria aza ianao
Tsy hitoetra irery ho ahy
Izaho tsy manahy
Efa fantatrao fa n'inon'inona atao
Ny foko efa tia anao
poopy
30. karinah
(
22/03/2007 18:25)
nikopol::-D:-D:-D,baombao ry niko a,hihihihihihi
dia ...
tsa ny atao no atao fa ny lelako no atao bonbon
31. nikopol
(
23/03/2007 09:18)
Tsy ho be filaza aho f'aleo ny tantara no hitsara,
Tsy hiteny lava aho fa izay ataoko ho hitanao
poopy
Tsy hiteny lava aho fa izay ataoko ho hitanao
poopy
32. happyfriend
(
27/03/2007 08:41)
d raha mande misakafo a zany zao d ho hitanao... oe inn ny laokako
