Adoption

1. salmo1
(
16/03/2007 10:35)
izaho saika nanana anabavy kely 2años malgasy. Tsy nomeny fitsarana fa misy taratasy tsy mety... :oops::snif:
novalian'i xxx ny 15/04/2007 16:42

2. ftma
(
16/03/2007 12:34)
Efa niova ny lalàna any Madagascar ka raha vao tsy ampy ny taratasy dia tsy mety. Indrindra atramin'ny nisian'ireo zaza namidy tany Canada iny

3. salmo1
(
16/03/2007 12:48)
Nefa izaho efa nanangona zavatra ôtrany ireto...

:oops:
ftma :-D ny olona tsy vidina. raha tsy madona bòfinay kou.

:oops:
ftma :-D ny olona tsy vidina. raha tsy madona bòfinay kou.

4. lanto
(
16/03/2007 13:48)
Ntonalééééé
Ary hitako izy niresaka momba ny zaza natsangana teo aloha teo :-)
Ary hitako izy niresaka momba ny zaza natsangana teo aloha teo :-)

5. ftma
(
16/03/2007 18:02)
Salmo1: ataovy averiny ny fagatahana ko, ataovy ampy ny taratasy fa asa mividy izany.
salmo1: alefaso ho ahy less ireo an sady tena mahafatifaty kely ny lokony
lanto: mampalahelo dray zandrikeliko tsy nahazo zandry :(
salmo1: alefaso ho ahy less ireo an sady tena mahafatifaty kely ny lokony
lanto: mampalahelo dray zandrikeliko tsy nahazo zandry :(