fasana misy mot de pasy

1. mandrak ( 15/03/2007 22:12)
nareo vé mino ny maty? ty misy tantara marina akiray

Tsy zany mantsy fa misy fasana akiray zay any @ faritra bongolava (miarinarivo itasy) any tsy mivoha raha tsy itenenana ratsy (ohatra oé:ory ...... reo an, voahy io fasana io fa ....... ) de refa andevona de rakitra ny teny ndratsy vary raraka (marihako fa tsy misy dadarabé manatrika any zany fa de ny mpiray tanana hihany no manao ny fombafomba).

Ka ny tena mapiné de zao, refa misy vahiny avy lavitra ka tsy mahalala ny ilay mot de passe lol any ilay fasana ,tonga de mihova loko( ^^ ) vô maheno any lé akoralava, ny sasandray tonga de ritra tampoka mintsy ny rano masony :-D
novalian'i mandrak ny 19/03/2007 21:38
2. fasaly ( 15/03/2007 22:14)
:roll::roll:marina ve io ry mandrak:roll: ary lekely sao mitantara angano!:roll::-D:-D:-D:-D:-D
3. ikaretsaka ( 15/03/2007 22:33)
efa nahita an'io koa aho tany @ faritra Bara iny.
4. mandrak ( 15/03/2007 22:41)
fasaly>fasany mamany bebe anay né io tantarahiko anao io é :°)
5. sitlo ( 15/03/2007 22:47)
mamany bebe anareo:?:
6. xxx ( 15/03/2007 23:16)
tena taranaka panompo sampy marina
7. mandrak ( 15/03/2007 23:18)
sitlo:

mamany bebe anareo:?:



mariako tsara fa "màman' ny bebe anay"
8. Kwasi ( 15/03/2007 23:24)
Dia inn ny Login? :-D:-D:-D:-D:-D

Raha sanatria mbola misy @ manaraka dia tokony alaina video zany dia mba aseho anay eto.
9. sitlo ( 15/03/2007 23:25)
tsy mamany zany bebe anareo:?:
10. mandrak ( 15/03/2007 23:58)
xxx:

tena taranaka panompo sampy marina



ozy ilay vazo zay manao oé

"FANGA MOA NY TOMPO PROTESTANT SA ADVANTISTE
NA OE RAZAMBE NY ANY VATICAN FA NY SISA DE GISITRA
NY ANA DE MITOVY SAMY TSY MISY AFA IZY REHETRA
FA ZAY SENDRA HAY DE HITSOFOHAKO TSY MISY FEPETRA"
11. fasaly ( 16/03/2007 06:58)
mandrak::-D:-D:-D:-D
12. Simpona ( 16/03/2007 10:41)
mandrak > mankafy Ifanihy an, mlay e :)
Za avy any am farit'Itasy iny, tsy mbola hitako io tranga tatarain'i mandrak io fa efa henoko ihany ny fisiany.

xxx > aiz waiz eo le sampy ??? :roll::roll:

Ny malagasy dia mino ny zanahary sy ny razana ary samy manana ny endrika hanehoany izany ny tsirairay.

f'in klou nidiran'ny amanin'i bebenareo tam'le izy e, sa anisan'le teny ratsy io :-D:-D:-D:-D
13. mandrak ( 16/03/2007 12:50)
Kwasi> :-D :-D :-D andefasana ferapara vé ranga refa.... lol ?

Simpona> ha! mpiray tanindrazana, samy mpakafy tsika kà :)
14. Imahaka ( 16/03/2007 13:43)
mandrak> mba tena nahagaga ahy ity tantara lazain\'ise ity. Za manko izao dia tena avy ao Miarinarivo Itasy mihitsy fa mbola tsy nahita ary tsy naheno izany lazain\'ise izany. Ka ny fasana erý ambony atsinanana sa ny eto Andrarohana sa ny eny Ampaisokely?
Fanamarihana kely: Miarinarivo dia faritry Itasy, rehefa any Tsiroanomandidy sy ny manodidina akaiky azy vao Bongolava. Faritra roa samihafa mihitsy ireo.
15. sitlo ( 16/03/2007 14:46)
Imahaka o

Za koa mbola tsy naheno fa saingy izaho tsy avy any dia tsy dia nahagaga. Fa raha ny zanatany no tsy mahalala izany dia tsy ho tena resaka tokoa ve ilay izy.
Nefa i Mandrak moa ve d hiblao amin'izany fa Imahaka no tokony hikaroka kely.
16. Imahaka ( 16/03/2007 14:58)
ka io fasana iray lazain leiry io mihitsy no tiako ho fantatra tsara hoe aiza ho aiza amin'ireo fasana amin'ny tanana ireo. Leiry ve eo hanoro ahy ka inona intsony no tokony hokarohiko amin'izany?

stilo o, ampio brava na bravo le izy dia ao tsara :°)
17. agoago ( 16/03/2007 15:11)
Nolazain'i mandrak mot de passe lay izy dia hiomezanareo izy, ny fasana sasany misy fanidy zany hono. Ny efa reko dia vahona, tsy maintsy averina eo lay vahona rehefa avy mandevina lay fianakaviana, maingoka ndray ny an'ny sasany, averina eo lay maingoka, toa izany angamba io andry mandraka io, miteny ratsy.Atao ahoana e, samy manana ny fombany avy
18. mandrak ( 16/03/2007 18:21)
Imahaka>marina tokotrany fa avy any tokotrany rangaka

Imahaka, sitlo, agoago> ny fandehany io fasana io an de zao, ny nisy taloha elabé olona iray (omentsika anarana oe RAKOTO) nanisy fanafody any io fasana io ka ny but any de zao, izy irery any no maha vohan' io fasana io @ alalany teny avoka ny vavany.De refa maty ary RAKOTO (marihako fa tsy fihanakavinay io fa mpiray tanana fotsiny) de nafindrany t@ taranany dray ilay fanalahidy ny fasana.

De zany oé tsy iza olona rehetra miteny teny fona eo @ io fasana io kory de mety avoha any io fa tsy mahintsy ny taranaka amanjafy ny RAKOTO ihany
19. sitlo ( 16/03/2007 18:29)
dia efa nandramana nosokafana tamin'izao ve le fasana? sa matahotra ny hoe hisy loza hitranga sns?

mandrak*
resy veuuu? :-D
20. mandrak ( 16/03/2007 18:35)
sitlo>efa oe tsy vôsokatra ko :)

sitlo*
mbola mihady io é :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.64