fasana misy mot de pasy

41. mandrak ( 18/03/2007 19:39)
Imahaka:




Ary ialahy izany mahafantatra an-dry le Poussy sy ry le Poupoune an!zanak'i ry Richard sy ry Lolona e! 8)




tena mety tsy generation anay nga mba zany matoa tsy fantako, fa ono oa kobo ny toi Mr Ardily :)
42. Imahaka ( 19/03/2007 09:52)
génération lisany mihitsy ry leirony ka. Mr Ardily aloha tsy koboko fa ny eny andrefan'ny hopitaly no tena trace-ko.
Fa izao, misy sipa mirahavavy ireny mpivarotra ao Atsinanan'i Hopitaly io, kobon là e?:°) manja an! sa cousine-lisany le? :^)
43. mandrak ( 19/03/2007 21:38)
ra any andrefan'ny hopitaly no tena koboko, fa ra ilay sipa mirahavavy tena juste eo ampitany arabe mitsy ntranony, kobokozany :) iza avy mo ny anarany reny :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.378