fasana misy mot de pasy
22. Stretch
(
16/03/2007 19:00)
ka ny tsy azoko alo we , le fasana ve varavarana mihidy lakilé , sa le mitototra tany reny.
fasana manko isa karazany ny fihidiny,
ka le izy refa mivoha io de mivoha ahôna ?
de refa avy refa hidina de : mivavaka sa mbola ompa ihany ndray , sa manao logout ?
:-o misy vorondolo misika zany any ivelany zany .
nadé hanompa any am n'io fasan'io zao ry nenitou

23. sitlo
(
16/03/2007 19:08)
ny serasera koa nge tokony atao tahaka izany eh.
o ry serasera ...... a, vohay io hafatra voaray io fa ....... :lol:

28. Stretch
(
16/03/2007 20:27)
a a a mino ka , tena mino ,le fasana io an !
le resaka manko lasa nivadika zavatra hafa.
ny fasan'ny dadany dadabenay ndray tsy de tena gravy ôtrizany fa ra vô tsy mi sali refa mandalo eo de à pane ny daba any alo lo any .

29. sitlo
(
16/03/2007 20:34)
mandrak> Naharesy aloha ny bandy. Asiako misotro bex kely mihitsy.
Tsy i mandrak no tsy inonako. Fa izao, ny zavatra rehefa inoana dia miseho tokoa.
Ohatra izany ny anay any an'ala any. Misy loharano dia latsakana. Tsy misy paompy. Fa mitosaka ohatra ireny paompy ireny mihitsy ilay izy. Dia asiana tandrok'omby tapaka kely eo amin'ny lohany. Atao robinet. Dia eo no apetraka ny siny. Na raha mpandalo ianao dia mitaty amin'ny ravin-dongoza.
Dia ny fady dia hoe tsy azon'iza n'iza kasihina ilay tandroka. Na amin'ny siny, na amin'ny ravina, na amin'ny tanana ... eny fa na dia torahana aza. Fa raha tsy izany dia mivadika lasa rano maloto ilay izy. Dia mila hamasinin'ny (anaovana fombafomba isan-karazany) tompon-tanana indray vao miverina amin'ny laoniny.
Fa izaho aloha mieritreritra hoe misy zavatra afenin-dry zareo ao anatin'ilay tandroka dia raha vao voakasika ilay tandroka dia vaky iny dia mandoto ilay rano eh.

30. mandrak
(
16/03/2007 20:34)
Imahaka:
mandrak> mba tena nahagaga ahy ity tantara lazain\'ise ity. Za manko izao dia tena avy ao Miarinarivo Itasy mihitsy fa mbola tsy nahita ary tsy naheno izany lazain\'ise izany. Ka ny fasana erý ambony atsinanana sa ny eto Andrarohana sa ny eny Ampaisokely?
Zao ary é, ho anareo izay tsy mahatoky, de AMBOALEFOKA http://serasera.org/namana/media/sary/namana/231.jpg (7km miala eo @ M/vo) no anarany ilay tanana (atahoko fa fantatr' Imahaka io anaran' toherana io ratoka efa ponina tao M/vo izy) .
Mandalovan' ny ka manotania olona mipetrak' eny, dé ra vô diso zay teneniko izay de aza misy manao eseky @ tsony :-D
dé mblola misy fanotanina vé??????? :lol:
NB:Kianja no anarany lé tendrombohitra misy azy
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/231.jpg
31. Stretch
(
16/03/2007 21:18)
mandrak > hay nareo ngamba fianakavian'ny lay dadatoanay any miarinarivo .
Commandant Randrianary , mitovy be am ndry le Manoa sy ry le tahina nareo le eo am coin ny sary eo :wink:

33. Stretch
(
17/03/2007 16:27)
ka lasa ndray wa ny saiko e !
ra sendra mandalo eo amn'io fasana io zany ka tsy manapo fa mifamaly miady de mifanopa de mivoha ho azy ôtran'ny an'i Lazarosy le fika sa aôna :?:

34. sakaizakely
(
17/03/2007 16:49)
mandrak:
dé mblola misy fanotanina vé??????? :lol:
ieeee ! dia ahoana tsara hoe le teniratsy mila tenenina avereno tsara azafady :?:
35. Stretch
(
17/03/2007 17:38)
k'efa we mot de pasy ko , tadavindry holazainy ndray.
:?: inn ary zao ny tenimiafiny sakaiza ato am serasera:-D

36. mandrak
(
17/03/2007 19:02)
Stretch:
mandrak > hay nareo ngamba fianakavian'ny lay dadatoanay any miarinarivo .
Commandant Randrianary , mitovy be am ndry le Manoa sy ry le tahina nareo le eo am coin ny sary eo :wink:
Tena zay tsy manana avana commandant ka, fa ra mipetra ao antsinanan' ny hôpitaly izy de mety fantatro ihany
37. mandrak
(
17/03/2007 19:10)
sakaizakely:
ieeee ! dia ahoana tsara hoe le teniratsy mila tenenina avereno tsara azafady :?:
ka lé izy né araka ny ten' ny Stretch oé teny mihafina de na za ary tsy mahafantatra azy :°)
38. mandrak
(
17/03/2007 19:24)
sitlo:
Fa izaho aloha mieritreritra hoe misy zavatra afenin-dry zareo ao anatin'ilay tandroka dia raha vao voakasika ilay tandroka dia vaky iny dia mandoto ilay rano eh.
sitlo>ô lty ka ra @ alina no kasihana de jerena refa marahina oe mbola maloto sa tsy, fa mety marina hihany zay teny ny ela zay :)
39. sakaizakely
(
18/03/2007 10:13)
mandrak:
ka lé izy né araka ny ten' ny Stretch oé teny mihafina de na za ary tsy mahafantatra azy :°)
shhhhhhhhh déçue be za zany fa nihevitra ny mba haheno kou :-P
40. Imahaka
(
18/03/2007 13:46)
mandrak:
Stretch:
mandrak > hay nareo ngamba fianakavian'ny lay dadatoanay any miarinarivo .
Commandant Randrianary , mitovy be am ndry le Manoa sy ry le tahina nareo le eo am coin ny sary eo :wink:
Tena zay tsy manana avana commandant ka, fa ra mipetra ao antsinanan' ny hôpitaly izy de mety fantatro ihany
Ary ialahy izany mahafantatra an-dry le Poussy sy ry le Poupoune an!zanak'i ry Richard sy ry Lolona e! 8)