Alika mihinana mofo.
1. soanja
(
15/03/2007 15:41)
Mahagaga ahy ilay fomba fiteninay tany ambanivohitra lavitra be zay hoe :"Alika mihinana mofo rea!" rehefa mahita sipa manja be miaraka amin'ny bandy heverin'ny rehetra fa ratsy tarehy na tsy bogosy. De misy fomba hafa koa fiteny ny sipa ratsy tarehy miaraka amin'ny bandy bogosy be fa tsy tadidiko.
Tsy azoko le izy satria ny mofo ve zany no tsara , de ny alika ratsy sa ahoana? :roll: Mihinana ahoana? :idea: Amiko mantsy samy tsara ireo fa asa anefa. Zah mantsy tia alika koa.
Tsy azoko le izy satria ny mofo ve zany no tsara , de ny alika ratsy sa ahoana? :roll: Mihinana ahoana? :idea: Amiko mantsy samy tsara ireo fa asa anefa. Zah mantsy tia alika koa.
novalian'i soanja ny 21/03/2007 04:27
2. sitlo
(
15/03/2007 15:56)
Lasa koa ity Rasoanja. Sure eh, dia mampamangy any amin'i Salmo sy Nikopol any. Manorata hono hoe.
3. fasaly
(
15/03/2007 15:57)
euh moba tsy naheno anzany alika mihinana mofo zany alou aho e! :roll::roll::roll:
4. sakaizakely
(
15/03/2007 16:31)
Za kou hotran'i fasaly, tsy mbola naheno an'zany ka !
Hoatran'ny fialonana ihany ilay izy ny fahitako azy. Rehefa ratsy dia imemezan'ny oul, de nefa rehefa sendra ny anjarany dia mbola arahina le esoeso ihany hoe hay mahavidy mofo le alika.
Péjoratif be ! :?

5. soanja
(
16/03/2007 02:30)
sitlo:
Lasa koa ity Rasoanja. Sure eh, dia mampamangy any amin'i Salmo sy Nikopol any. Manorata hono hoe.
Ho aiza hono zahay io ry Sitl? Raha ho any Mada de vonona aho. :D
6. ikaretsaka
(
16/03/2007 02:52)
mofo kosa io ko... taolana ny fihinan'ny aliaka.. fa nomenao mofo izy... hafahafafa fa nahazo aloha izy ko
7. soanja
(
16/03/2007 03:06)
Ka ny mofo ve zany tsara e! Marina ihany aloha ny fahitako an'io satria tany manko tsy misy mofo fa rehefa miakatra eny amin'ny ville vao misy. Zany hoe sarobidy ny mofo. Ny alika no tena tsy arako hoe ahoana ara? Zah mantsy mahatsapa fa tiako lavitra noho ny saka ohatra ny alika. Culture le izy e!
8. xxx
(
16/03/2007 09:53)
Fa iza no nanao an'i soanja an'izany? Mba mahay vava koa ny any aminareo izany.
Mbola tsy henoko ilay fiteny fa hitako mitombina ilay fanazavan'ikaretsaka. Heveriko ho sary fanambaniana ilay bandy ny alika. Tsy mitovy am fijerinao fa biby ambany ka tsy mahazo miditra ny trano ny alika any ambanivohitra (am fomba gasy e!), ambany noho ny piso.

9. ikaretsaka
(
16/03/2007 13:15)
soanja> any ambanivohitra dia ny alika sy ny taolana no mifandraika .. ary samy any an-tokotany ny toerany.
ny mofo dia sarobidy ary mila miakatra tanana sy tsena vao mahazo, ary apetraka @ toerana mba misy hajany izy ireny rehefa ao an-trano . (ambony latabatra, anaty fitoerany special mihitsy)
nefa rehefa ampiarahanao miaraka @ alika sy omenao azy ... traisssss nahazo i toto!:°)

10. Fiffi
(
18/03/2007 07:54)
sakaizakely:nga misy an'zany koh ? :roll:
Za kou hotran'i fasaly, tsy mbola naheno an'zany ka !