maninona kay

1. sakaizakely ( 16/03/2007 08:36)
Rehefa misy rombo dia lasa lavitra be ny dinika ? Fa rehefa dinika tsotsotra tsy misy adiady dia hoatran'ny tsy dia manaitra loatra ?

Gaga an'ilay resak'e... atsy @ ambadika atsy manko aho fa tena tafakatra be le izy, nefany ady taimbana xxx daholo no betsaka ao.

sa ve izao no tena maha-malagasy ? 8-) 8-) 8-)
2. kelly13 ( 16/03/2007 08:41)
:-D:-D ka io ankia le samy tsy manaiky ho diso a (cf dinika soanja "manafitohana")
3. sakaizakely ( 16/03/2007 08:53)

ny fahitako azy indray dia fitiavana ady sy fanaovana taimbava tena tian'ny gasy mintsy

betsaka ihany ny forum hitako fa ity iraika ity tena lasa lavitra ny dinika ka :roll:

misy oul tsy mahay mipetraka wà an :evil:
4. kelly13 ( 16/03/2007 08:55)
nefa nge hono ry zareo manana diploma b e, d jere nefa ny fomba firesany! hihihi! imehezako fotsiny alou e, tsy mi discute @ adala ny aty ka :)
5. sakaizakely ( 16/03/2007 08:57)
za kou tena vendrana mitsy nanomboka resaka tao ka ! mahonena tokoa ny fomba firesany :lol: :lol: :lol:
6. kelly13 ( 16/03/2007 09:00)
:lol: sady ny tena mampimé nge ankia d tsy rarahiny mihintsiny ze lazaina azy e, ny azy iany no asesiny! d refa sendra mahita teny mifandraika @ eritreretiny d iny no mba tsiponiny :-D
7. tslem ( 16/03/2007 09:13)
kelly13:

nefa nge hono ry zareo manana diploma b e, d jere nefa ny fomba firesany! hihihi! imehezako fotsiny alou e, tsy mi discute @ adala ny aty ka :)


tsy mba hoe g mangina volamena e? :-D:-D:-D, aleo ihany tsisy dimlaoma ôtranay =))=))=))=))
8. kelly13 ( 16/03/2007 09:18)
fita oa ankia ry tslem kely ze tsy hita na nakaiza na nakaiza teo alou kely teo :p
9. tslem ( 16/03/2007 09:21)
kelly13 >>> ka hanala CEPE zah ato ho ato d miprépré an zay kely aloha sao d mba mahazo diplaoma ihany na d zay fotsiny ihany aza :-D
10. sakaizakely ( 16/03/2007 09:22)
tslem> mba anomezo kely volamena hanaovako rojo volamena @ tongotro :-D :-D :-D
11. kelly13 ( 16/03/2007 09:25)
:oops: hizesita kou zao tslem fa hahazo diploma :-D:-D:-D (mimé rery aho ato kle, ra misy mahita d oe efa mivika @ fiainana le ramatou io) hahahaha
12. sakaizakely ( 16/03/2007 09:34)
kelly13> io mivanitika irery io dia mpahazo ahy mattka, mieritreritra zavatra mampme iny dia tsy tanako mitsy le mimeme. Indraindray mandeha eny anarabe dia mihetsika ilay izy. :-D :-D :-D

tslem> manao ahoana ny tokin'aina @ fanadinana ? Efa mahay kajy tsara ve ? Ary ny soratononina ?
13. kelly13 ( 16/03/2007 09:37)
mahamenatra mintsy ms bon, atao ahona kou! mampimé tsinn d aleo mimé quitte misy milaza oe gaigy iny :-D
14. vale ( 16/03/2007 10:00)
:lol:
sakaizakely::wink:zah koa de nahadinika an'io, fa le taimbaka:°)tsin anie samy miseho homahery de misy mamely zao ohatra de avy nyraika vao may manesika mafy2 kokou=))=))=))
:°)
15. booboo ( 16/03/2007 10:40)
Vale > :-D:-D:-D:-D milay be mamaky an'ireny :miam::miam::miam::miam::-D:-D
16. vale ( 16/03/2007 10:57)
booboo::-D:-D:miam::miam::miam::-D:-D:-D:-*:-*
17. sakaizakely ( 16/03/2007 11:09)
inn indray ary ty mivanitikita sy maintsomaintso ity ? Inn no dikan'io ?:-D
18. ftma ( 16/03/2007 12:31)
sakaizakely: hitady tantara aza atao ko :wink: ireny misy adiady ireny efa tantara vita :D
:miam: miam no dikan'io
19. xxx ( 16/03/2007 12:56)
sakaizakely:


ny fahitako azy indray dia fitiavana ady sy fanaovana taimbava tena tian'ny gasy mintsy

betsaka ihany ny forum hitako fa ity iraika ity tena lasa lavitra ny dinika ka :roll:

misy oul tsy mahay mipetraka wà an :evil:

sakaiza< ho an'ireo izay tsy manaiky hitsahana ity .
Ny vy tsy mikitrana irery,jereo i fanambinana sy hery,:roll:tena tsy tia maizina an'i fijo tsy mpivavaka izy fa nisy zavatra hitany tao ka aleo izy hiteny.:!::roll:
Misy ny zavatra marina fa tsy tokony ho saromana :roll:na hoe nisy lainga kely aza ohatra satria ve menatra ianareo fa voahozongozona ny fivavahana:roll:ka na aiza aleha nisy io ary mbola misy foana hatramin'izao.Misy tonely amban'ny tany hono tratra tany amin'ny firenena iray mampitohy ny fianarana lahy sy vavy katolika ary fatin-jaza,karan-dohan-jazakely maromaro no hita tao anaty tonelina tao.Zanak'iza ireo?Tsy misy na nisy nandalo io lalana amban'ny tany io ny olona aty ivelany dia ahoana no hitsaranareo izany:?:
Iza no tsy mahalala ny affaires-ny pasitera,ny kardinal,ny kolonely,ny makorely,ny mpampirafy,ny mpiaraka ny vadin'olona,ny mpangala-tsipa ny mpaniraka ny vadiny hanao sary mamoafady,mpaniraka azy hiaraka ny antitra mpanankarena.:twisted::twisted:
Samy manana fahadisoana daholo ireo toy ny olona rehetra ka na inona toerana misy azy aleo ny tantara sy ny zava-misy ho hitsara azy fa tsy manala-baraka izany ny olona.Firy ny ankizilahy nosimban'ireo lohan'ny mpivavaka ireo aman-taonany maro + 40 ans tany no efa nisy ,misy anie ny lahy miaraka lahy e ary misy azy ireo daholo na dokotera,na veterinera na mangorera:P ary dia atao hoe manala tena ilay izy rehefa avy eo satria tratra tsy azo saromana intsony,ilay ankizy voany mihitsy no manonontena milaza ny marina fa tsy zakany intsony.Mitory ilay bandy aty aoriana ary mivory daholo izy rehetra,misy fahamarinana ilay izy matetika dia asaina miala ity mpilaza azy fa mpitondra,mpitaribato vilambava.Ny olona marina rehetra no manjary maloto aminy.Tsy tokony ho saromana ny marina fa aleo hipoitra mba hanatra ho an'izay tsy tena hanompo marina fa mitetika ny hitady toerana ao amin'ny fivavahana sy ihinana ny volan'ny mpiangona.

20. vale ( 16/03/2007 13:34)
ftma: avocat:-D:-D:-D:roll:..be tantara be ao fa enao try mijery:-D:°)

sakaizakely: maka pilasy de mijery film de mianana pop corn,:miam::miam::miam::-D:-D:-D:°)sa tsy zany ky booboo:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2977