maninona kay
66. sitlo
(
16/03/2007 17:58)
:-$ :-D:-D:-D
fa taiza foana lo ndry no tsy hita mihitsy eh, za efa saika nanipy raozy teny am ranomasina

68. Stretch
(
16/03/2007 18:09)
za ve ?
atsipazo ko , ny ôtra na ngé ozonik'ho faty vô ela velona e :-D
(aôna ny fanoratana an'io marina "ozonina ho faty")

69. sitlo
(
16/03/2007 18:21)
sakaizakely> fa nga ny sitlo maneno eh, manoratra fotsiny dia vittaaa. Fa iza aloha le nandositra eh.
(ozonin-ko faty angamba, anontanio an'ikalaondrakondrafana :-P)
efa maina mantsy ilay rozy dia saika natsipiko tany am ranomasina daholo dia bedy fa hoe mandoto ny tontolo iainana

74. Stretch
(
16/03/2007 19:15)
ho lava zany ko ra etezana am pinsa le fisitonana fantsika reny. ela be ra kikisana.
78. Stretch
(
16/03/2007 19:55)
=))(mn tsinay e coupé)
f'angà mapasola ny manapaka hoho am tandramokotra klé.
ary inn alo zany tsy vanona fa tsy haiko ?

79. sitlo
(
16/03/2007 20:07)
vanona izany ry se ilay ahazoana hoe olombanona ah
fa resaka resaka fa efa nanandrana nanalava hoho be aho. Fa ohatra ny mijanona tsy mitombo instony ilay izy rehefa 1 cm eo an. Sady miholana. Fa ny tsy manohizako azy dia diso foana ny mot de passeko.

80. Stretch
(
16/03/2007 20:13)
ny fafantarako an lé tsy vanona ndray manko tam talo lé manao vôkansy any andilanatoby ambanivohitra zany an !
de mandatsaka vôtsaramaso na vôkatsaka
de avy eo le izy mipoitra de zé tsy mipoitra ozy le zamanay we , ny teto tsy vannn fa andatsao ndray , ozy !
ka le fasana ndray ve ty mitohy am mot de pasy ty sa ny fanalavana hoho ko mila mot de pasy e !
ka nataonao logout fôna ko aiza no tsy ho tapaka:-D