maninona kay

41. kelly13 ( 16/03/2007 17:05)
hay booboo rery no vahoaka eto?
42. sitlo ( 16/03/2007 17:05)
sakaizakely:

Sitlo> toa hendry ihany elah rehefa tena dinihina ka :-P :-P :-P


Tsy hitan'i Levaly fa za toa hendry ihany rehefa tena dinihina
:°)

43. sitlo ( 16/03/2007 17:07)
booboo di
44. sitlo ( 16/03/2007 17:08)
(azafady fa lasa tampoka izy teo)

dia olona :°)
45. sitlo ( 16/03/2007 17:11)
fasaly:

sitlo::-w enao mitsy no itako tia sy manaraka gidraka de refa migidraka ny oul de mody tsy mikoz mitsy!:?


:-D, asiana sira kely, dia asiana karibonetra kely tonga romotra be daholo amzay :twisted: :-D


46. kelly13 ( 16/03/2007 17:11)
ny smiley-ko ranona aaaaaa
47. Stretch ( 16/03/2007 17:13)
sali sali daôly :-*
ka mbola mandé ve io film io sô de lany fotsiny ny vidipidiranako
aiza le xxx teo:-D
48. kelly13 ( 16/03/2007 17:13)
makà pilasy fa mbola tsy d tena tara njy ka
49. sakaizakely ( 16/03/2007 17:15)
Stretch> Mipetrapetraha e ! glasy sa pop corn ?
50. Stretch ( 16/03/2007 17:17)
:x
samy tsy miasa amiko daoly zany.

mbola ao nga le sôvaly 3 ?
51. sitlo ( 16/03/2007 17:18)
saly njy,
aleo tonga dia anontaniana mihitsy hoe simelin'iza ity :°) ?
52. sakaizakely ( 16/03/2007 17:20)
sôvaly 3 zany an'i Stretch !
tena saiky tara indry fa io no farany. :lol:
53. fasaly ( 16/03/2007 17:22)
sitlo: efa kopy aho am mabnaraka e!:? refa misy mandrangitra de aleo mamaky fotsiny 8) na ato na arokatra:roll::-D
54. fasaly ( 16/03/2007 17:24)
fa za nandraindray manao hoe: i bozylove ihany ve no bazylou!:-P:-P:-P
55. kelly13 ( 16/03/2007 17:26)
:-D:-D:-D

sitlo> :°) anahako io :°):°):°):°):°):°):°)
56. sakaizakely ( 16/03/2007 17:28)
ny ahy indray klou no fantako dia fasaly io ihany no fasaly e ! Ary Sitlo indray dia mbola Sitlo ihany :°)
57. sitlo ( 16/03/2007 17:30)
marina veuu zany? jereo fa tsy maintsy misy foana eo, fa raha manaraka fotsiny ianao dia himeme be

teneno rehefa misy mande any ambadika any :°)
58. sitlo ( 16/03/2007 17:32)
oups, be mpamaly be tampoka
59. Stretch ( 16/03/2007 17:36)
:-$
afaka mba mi kôzy ve ny tenako
:°)...(l)

ra misy manana simela fotry de mba ataovy eo apouvôny eo fa : apaka tsaina klou 8)
60. fasaly ( 16/03/2007 17:37)
sakaizakely: zà manana ps raika kan!8) fa tsy miasa mitsy fa manara maso ny mpanoratra ao amlay izy fotsiny:-D:-D:-D:-D
ny mahagaga ahy na manana ps hafa aza aho dia otran'ny tsy tiko ampesaina mitsy fa i fasaly io ihany no tiko ampesaina :roll::roll::roll: na hikombaka zany na hiresaka fitiavana zany na resaka olondehibe izany na resaka delahy sy bevavy! tiko aseho ny maha fasaly ahy fa tsy saromako ps hafa mitry! norme ve zany lol!:?:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4051