maninona kay

81. sitlo ( 16/03/2007 20:49)
Hanazava an'ilay hoe vanona avy dia efa tonga hatrany amin'ny Andilanatoby.

Ny naha-Andilanatoby an'-"- hono dia be kibo (mila laiso) be daholo ny sipa tany. Dia hoy ny olona hoe mitoby ao amin'ny andilany daholo ny tavy.
82. niryna ( 16/03/2007 20:52)
sakaizakely:

Sitlo :-D :-D :-D

aretimifindra be ilay rombo ko, ze tsy vita vaksiny toa lasa daholo fa efa elaela vao tonga saina

Sitlo> toa hendry ihany elah rehefa tena dinihina ka :-P :-P :-P



;-):wink:
83. vale ( 16/03/2007 23:19)
kelly13:

hay booboo rery no vahoaka eto?
:-D:-D:-D:-D booooobaka beeee ky a,:-D:-D:-D:-D:-D:-D,ka tohin'ny resakay io tsin de vôsongona dry kou :-D:-D:-D:-D:lol::-*:-*:-*


84. vale ( 16/03/2007 23:22)
sitlo:

sakaizakely:

Sitlo> toa hendry ihany elah rehefa tena dinihina ka :-P :-P :-P


Tsy hitan'i Levaly fa za toa hendry ihany rehefa tena dinihina
:°)


:-D:-D:-D:-D, mandéénnnga!:b:-P:-P:-P=))=))=))


85. sitlo ( 16/03/2007 23:29)
oadray, tsy izaho no mamorona fa io i Sakaizakely hanarairina azy

dress, aleo aloha mijery fitaratra mihitsy :°)
86. vale ( 16/03/2007 23:33)
sakaizakely:

sôvaly 3 zany an'i Stretch !
tena saiky tara indry fa io no farany. :lol:
:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


87. vale ( 16/03/2007 23:36)
sitlo: :x bezésta:!:
88. vale ( 16/03/2007 23:42)
sitlo:

fasaly:

sitlo::-w enao mitsy no itako tia sy manaraka gidraka de refa migidraka ny oul de mody tsy mikoz mitsy!:?


:-D, asiana sira kely, dia asiana karibonetra kely tonga romotra be daholo amzay :twisted: :-D



:-w koboko am'zay le fika made in sitlo,hihihihihihi


89. vale ( 16/03/2007 23:47)
kelly13:

mba zarazaro marina ry booboo fa eo d mihinandrery eo, b kibo eo mou kou :°)
maka spray minséra haingana njay avy eo kou:°)( ny anah io:oops:)fa samy mpiara-:miam::miam::miam:mimotika iany zay sy booboo de..:°)


90. sitlo ( 17/03/2007 00:17)
fasaly:

sitlo::-w enao mitsy no itako tia sy manaraka gidraka de refa migidraka ny oul de mody tsy mikoz mitsy!:?

sitlo:

:-D, asiana sira kely, dia asiana karibonetra kely tonga romotra be daholo amzay :twisted: :-D

vale:

:-w koboko am'zay le fika made in sitlo,hihihihihihi


fika efa lany daty izany matoa mivoaka fa sao manatena an

91. vale ( 20/03/2007 12:31)
:-D milalao quote :-D:-D
92. diamondra27 ( 20/03/2007 17:22)
de jerijereo ao we iza no mpamaly @ le be rombo iza no mpamaly forum normal de raiso ny fanapahan-kevitrao.

voankazo an ala ze mangidy aloa ze tsara atelina (de aloa any ambany tsy misy frais de douane)hihihi

93. fasaly ( 20/03/2007 17:46)
xxx: dool no tena mpamaly am gidraka ry demondra:roll::-P
94. Vahinala ( 20/03/2007 19:07)
D asa tokoa fa mahavariana e ! Atsy amle resaka "gasy any andafy" azy zany moa dia niala nenina sisa ny tena fa toa tena enjana beu ilay resaky ny sasany, asa mintsy hoe inona aza no olana samy manana ny fiainany anie e !:-w:-w:-w
95. kelly13 ( 20/03/2007 19:31)
ny fahitako le resaka "gasy any andafy" io ry zareo d entina hi provoquer-na vahoaka fotsiny a! ny tena mampimé ahy tao mantsy d le xxx milaza oe "any dago" d refa milaza andafy izy d oe "aty frantsa" donky ny conclusion-ko d aty france izy fa d t hanatsafa oul fotsiny! za nanenina namaly tao kle :roll:
96. Vahinala ( 20/03/2007 20:37)
kelly > hita ko
97. ari.malala ( 21/03/2007 07:56)
de aleo miala fts refatratran'ny otran'zany fa ts mamaly e! hifanasa vangy aminy eo v, de hidina @ niveau any zany? zey anie le hoe ny hendry mody voky e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.289