Tonga soa eto Europa

1. salmo1 ( 13/03/2007 09:22)
Karapanondro de vita.
rehefa mitety an'ity
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:27
2. xxx ( 13/03/2007 09:37)
vamos!!
3. xxx ( 13/03/2007 13:26)
salmo1:

Karapanondro de vita.
rehefa mitety an'ity


Mitety an'i USA ve no tinao lazana????
Non, diso hevitra ianao, fa ho an'ny olona manana nationalité io, oh oe nationalité frantsay na canadiana na etc, kanefa faites attention fa efa taloha io, fa ta à partir ny 23 déc de efa niova tanteraka ny lalàna, attention, satria bdbd lotra ireo arabo nahazo nationalité canadiana de lasa novain'ny usa ny lalànany, tsy maintsy maka visa daholo vao afaka mankany na de izay manana nationalité frantsay na canadiana aza.fa tsy passeport fotsiny no atondro de tafiditra tahaka ny taloha, tara indray ianao t@ iny koa:-D
4. booboo ( 13/03/2007 13:28)
euh...tsy UE ve io saina io ?
5. xxx ( 13/03/2007 15:28)
Ka ra hitety europe ve tsy passeport tafiditra ao frantsa, visa frantsay fotsiny de efa azo hotetezana ao europe (oh belgique, italia, espagne, etc)??? fa non Suisse to tsy tafiditra eeee tsy maintsy maka visa suisse? tsy haiko lotra! vamos alors!!!
6. li1234 ( 13/03/2007 15:32)
IÉ, UE io ry booboo, marina ny androky?^:^ d aona ary ny paika handanana hitety tany UE sady hoavy ity ny vacance?:roll:
7. fijo ( 15/03/2007 05:27)
misy manafangaro indray re eurpope sy US vao mahita kintan ary zareo le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2327