hitady anao
1. korotamby
(
13/03/2007 09:56)
manaona daholo,
saika mba hangataka tonokiran'i AMBONDRONA ilay hoe "hitady anao" raha mba misy manana azafady indrindra. Misaotra betsaka.
2. Fiffi
(
13/03/2007 12:24)
sao de misy diso ? sao de hie "hijery anao" ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3376
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0792