Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/03/2007 22:51)
normal ve
Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety. Normal ve r... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2007 12:50
bazylou ( 11/03/2007 20:05)
izany ny an'ny olona
mahay mihonona amin'ny mandat 2 fa tsy lava reny ohatrany an'ny sasany tia kely!!!!!!!!!:wink::wink::wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:38
Vahinala ( 11/03/2007 17:34)
Tonga ndray Vahinala
Miarahaba ny rehetra e ! Tonga ndray Vahinala hanohy ny tafa sy dinika eto am serasera miaraka amreo tapaka sy namana rehetra hatramzay. Ny vaovao tsy dia misy betsaka fa efa maman'ny tovovavy kely at... tohiny
soanja ( 11/03/2007 15:12)
vary fonosina ravim-boaloboka -sakafo grika.
Mba matsiro eky zalahy io vary nofonosina ravimboaloboka io. Sao mba misy mahalala ny tena fandrahoana azy azafady. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i cutie ny 16/03/2007 19:51
mbolasoa ( 11/03/2007 12:54)
firaisana
salama e!! ono oa, mampifindra aretina ve ra mifampikasoka fotsiny fa tsisy pénetration?... tohiny
novalian'i mbolasoa ny 18/03/2007 04:56
zandrikely ( 11/03/2007 11:53)
masaka be jaojoby
misaotra ny mpikarakara fa afapo ny tary t@ jaojoby , na dia tara kely aza ny fanombohana dia nilay ihany fa ela be vao niala zala , masaka e ,manakasitraka ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 21:55
hafaliana ( 11/03/2007 07:04)
MIlalao @ internet
Araka ny anarana hoe hafaliana moa izany dia hiezaka hatrany ny tena hifampizara hafaliana aminareo namana ary miketrika hatrany izay hahafaly anareo koa ity indray ny tolotra vaovao. Milalaova amin'n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:03
xxx ( 11/03/2007 03:23)
Kritera
Hoanareo vehivavy indray ary eeee,resaka serieux sy franche ity an:Inona kay ny kritera apetrakareo sa takinareo moa zany eee,caractère (oh hoe ny toetrany manao ahoana, sa ny ha-bogosité-ny,sa ny c... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/03/2007 11:55
vale ( 11/03/2007 01:55)
Bonan'iv Methode...
Faly miarahaba :-* an'ny namana Methode tratry ny tsingerin-taona androany ..de ho an'izay tonga fety androany koa oohh..!.. Levy koa:-* (raha mahita an'ity hafatra ty..); ...HAPPY BIRTHDAY éee..!:wi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 16:36
xxx ( 10/03/2007 21:14)
zah kely nono kely
Sao mba misy azonareo hanampiana ahy akia fa tena zah kely nono kely :cry:d refa mba manao body d tsy misy endriny mintsy ah:oops: d mba tiako ho ngeza ngeza kely fotsiny fa raha be lotra ndray toa ma... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/04/2007 23:06
mandrak ( 10/03/2007 20:35)
S O S
slt nareo sode mba misy mahalala site manoro ny fombafomba fanolona na fanampiana pièce na ordi nareo. ohatra oe manolo RAM,carte video, lecteur...sns... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 21:31
Stretch ( 10/03/2007 19:42)
Tsena online
nahita THB am canette en pack de 24 a tsy tato antrano fa tany am ol, nony tonga tato antrano a saiky hi komandy tsy hitako lay site nisy azy mba miangavy ra misy mahita io site io misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:36
bazylou ( 10/03/2007 19:01)
bayrou à Mada
prochainement,????... tohiny
novalian'i mirana5 ny 17/03/2007 21:23
Stretch ( 10/03/2007 17:53)
Adin'akoholahy
aiza no misy adin'akoho miady am lahady zay mafantatra . . . any ambohibao oh ve misy ? any ambatonapôka . . . misy favori miady ve any andotapenaka. . .... tohiny
novalian'i karinah ny 14/03/2007 23:10
Tavilah ( 10/03/2007 16:35)
Mba te hila hevitra @nareo za fa mianatra momba ny volo e
Slt daholo ry namana hisany. Za de olona mianatra momba ny volo ka mila hevitra @nareo sao mba mahita boky mikasika ny fianarana volo ianareo na manoro site mikarakara io. Misaotra mialoha tompoko, ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 20:42
nancykely ( 10/03/2007 15:49)
hono oa
ato @ ty radio vazo gasy ty v misy hira afaka telechargena fa zay tena mitady hira gasy meci... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 21:09
bazylou ( 10/03/2007 15:20)
fidio ny tsia
satria ho fehezin'olona tokana i Madagsikara. satria tsy hisy hafa tsy ny antokony no mahazo mitsangana ao Madagasikara. satria hahantra noho ny tamin'ny deba i madagasikara. (izao ary ny olona efa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 15:35
boozkel ( 10/03/2007 15:14)
ahoana ny ataoko ialàko tanteraka @ sipako?
Efa ho roa volana zay zahay sy ny sipako no nisaraka nefa tsy mety amelany za, antsoiny foana za isan'andro de tsy valiko, andefasany sms za. tena mandreraka an! nefa izy tsy tiako tsony ne e, sai... tohiny
novalian'i dadie ny 05/04/2007 16:12
TsaTokanTsy ( 10/03/2007 12:52)
tonokira
manaona daholo izao dia mitady a ni lyrics hira ni njakatiana "maloto" ka ramisy manana dia afaka manomea veh ? misaotra betsaka :D ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:37
Racreh ( 10/03/2007 11:06)
richard
Mba mangataka ny tonony ze mba manana e? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2007 07:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0656