Kritera

1. xxx ( 11/03/2007 03:23)
Hoanareo vehivavy indray ary eeee,resaka serieux sy franche ity an:Inona kay ny kritera apetrakareo sa takinareo moa zany eee,caractère (oh hoe ny toetrany manao ahoana, sa ny ha-bogosité-ny,sa ny costit-ny, sa ny volany)no mahasarika (mahambabo)ny fonareo voalohany @ ilay lhl, ka mahatonga anareo hiaraka aminy?

novalian'i kelly13 ny 17/03/2007 11:55
2. soanja ( 11/03/2007 14:44)
Miankina amin'ny tsirairay zany xxx a!
Misy akory aza tsy misy an'ireo rehetra ireo (andraso atao hoe ilay filazan'ny rehetra fa tsara na manja na bogosy na cool) ny olona iray dia tara foana ny vehivavy.
Ohatra raisiko izao dia misy vehivavy tia an'ireny manampaka hazo any anaty ala ireny. Tsy fantany akory hoe manao ahoana ilay lehilahy fa ny hany fantany dia manan'aina be (mavitrika, mahatanty saoka arabatana, matanjaka resaka hery ary mahalany sakafo be mihitsy) ireny. :D
3. sipagasy ( 11/03/2007 17:09)
amiko io mandeha ho azy e! hoy anie isika izay hoe na ny vody sobika aza manan-tandrify e!!!!
4. sitlo ( 11/03/2007 17:55)
Mahafinaritra kosa ange ilay mikapa any anaty ala eh
5. xxx ( 11/03/2007 20:08)
Ny ahy izao , tsy manan critère ato an-dohako ato aho, kanefa rehefa ataoko ny fandinihana aty aoriana, dia hitako fa misy traits hitovizana daholo ny lehilahy notiaviko
6. simplex ( 11/03/2007 20:28)
za ndray mahatsapa fa rehefa mikoty sipa no tsy mahazaka kokoa noho ny tsy mikoty. Toy izay ihany koa, refa mikorontana sy otran'ny hoe impression hoe bandy tsisy ilana azy zany e, mora mahazaka noho le manao velon-drirana, sy hoe mba matotra be...

Resaka toetra ndray, micharme discret no mahomby indrindra. Tsy mikozy betsaka zany fa avela izy haminavina ;-)
Ny tiako lazaina hoe tsy mila manana toetra fixe zany fa mihaino sy mi-observe an'ze ideal-ny fotsiny toi d mis'adapte @ iny...

I toi manko ra haka kritera eto mety misy 200 mivoaka eto nefa 3 @ izay ihany no ilain'le sipa poinsevan'i toi, d kivy ampitoerana toi hoe tena mety tsy vitako zany nefa izy tsotra be any ;-)

Fa zany ony e, ra mila an'le tena poinsa toi, mikapa no haingana indrindra. Tsy mahita an'i toi akory izy d efa kopy hoe viril b toi ;-):°)8) merci soanja :P:-*:-*
7. Fiffi ( 11/03/2007 20:40)
sipagasy:
amiko io mandeha ho azy e! hoy anie isika izay hoe na ny vody sobika aza manan-tandrify e!!!!
:roll:


8. fasaly ( 11/03/2007 21:05)
ny ahy aloha ny olona lava ranjana manitona ahy foana....dia tia sangy (humour sns)....malefaka fa mba mampiseho ny tena maha lahilahy azy izany e! dia tsy maizina oul kompliké:x am tsy misy dikany dia tsy macho, dia oul attentionné ireo fotsiny de ampy:roll::-P;-)
9. sipagasy ( 11/03/2007 21:17)
gaga injay i Fiffi, ka izaho anie akia sima, sy kepak'ila nefa dia mba misy mpitia ihany e!!! hihh ka inona aza izany ny kriteran'ilay oul?????
10. xxx ( 11/03/2007 21:53)
Ny ahy kaloha ry reto mba serieux le bandy! tsy d mahasarika ahy loatra ny habogosité-ny sy ny sôsy-ny, efa hita taratra teo @ fiaraha-minna oe mba serieux sy manaja olona izy mba mijanna @ olona iray ohatra d efa tena ampy sy mahafa-po ahy.
11. xxx ( 11/03/2007 21:55)
sipagasy:

gaga injay i Fiffi, ka izaho anie akia sima, sy kepak'ila nefa dia mba misy mpitia ihany e!!! hihh ka inona aza izany ny kriteran'ilay oul?????



ndry!!! Mahafinaritra sy mahatohina ny fo ny valinteninao.Ny teotranao tena tsara angamba no nahasarika le olona taminao.
12. li1234 ( 11/03/2007 21:57)
sitlo:

Mahafinaritra kosa ange ilay mikapa any anaty ala eh


Ahoana izany mikapa anaty ala ry sitlo?:?::{tena tsy kopy aho.
13. Fiffi ( 11/03/2007 22:13)
sipagasy: ka tsy azoko akia le izy an ! :oops:
14. li1234 ( 11/03/2007 22:28)
Fiffi,
ary ise mba mahazo ilay oe mikapa anaty ala??? za tsy mahazo akia an :oops:

Ilay oe vodi-tsobika manatandrify mba azoko ihany satria ohabolana gasy iny, zany hoe ny tin'i sipagasy lazaina zany de oe: io tsy mila tadiavina fa samy mahazo ny anjarany fona ny rehetra.atramin'ny vodi-sobika aza mba manana ny place-ny.
15. Fiffi ( 11/03/2007 22:36)
li1234:
Fiffi,
ary ise mba mahazo ilay oe mikapa anaty ala??? za tsy mahazo akia an :oops:
tena tsy azoko akia an ! heu...i sitlo nge tsy mahagaga eh ! :wink::-D:-D mahita lazaina foana !


16. vale ( 11/03/2007 23:04)
xxx:

sipagasy:

gaga injay i Fiffi, ka izaho anie akia sima, sy kepak'ila nefa dia mba misy mpitia ihany e!!! hihh ka inona aza izany ny kriteran'ilay oul?????



ndry!!! Mahafinaritra sy mahatohina ny fo ny valinteninao.Ny teotranao tena tsara angamba no nahasarika le olona taminao.

xxx an: :-D:-D:-Dhihihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, tapaka be ny tsinaiko fa azafady!hihi

xxx: angah enao tsy mbola mahafantatra an'i sipagasy izay oh? jereo ny sariny alou, fa...tsy zany:-D:-D hihihi

17. vale ( 11/03/2007 23:06)
:lol: ary i sipagasy kou amin'izany de tena sérieuse be mintsy milaza ilay izy! hihih:P
18. vale ( 11/03/2007 23:32)
xxx: toa efa nande teto ihany ty fa tsy manin fa valina fona azany e:wink:*

1)Grand (pas trop kan mèm)

2)Mince, sympa, galant, tia Mozika,..

3)Type de chveux, volo-koditra ee, patati patata, tsy olana aby zany amiko!! mety amiko dol na ny mirandrana ,.. mmmmmmmmmmhhh..be reny :}
na ny tsotra koa tsara be kou eee:}:}

4)ny intélligeancen'ilay olona, io tena important be amiko:oops: fa na olona tsy manan-katao aza (resa -bola io) kanefa intélligent, cultivé, dia je préfèr à celui ki est riche mais pas grand chose ds sa tête (désolée!..:oops::P)

Zay xxx aah..! :wink:
19. sitlo ( 11/03/2007 23:53)
fasaly:

...malefaka fa mba mampiseho ny tena maha lahilahy azy izany e! ...


ahoana izan ry fasaly?


20. xxx ( 12/03/2007 01:10)
vale:

xxx: toa efa nande teto ihany ty fa tsy manin fa valina fona azany e:wink:*

1)Grand (pas trop kan mèm)

2)Mince, sympa, galant, tia Mozika,..

3)Type de chveux, volo-koditra ee, patati patata, tsy olana aby zany amiko!! mety amiko dol na ny mirandrana ,.. mmmmmmmmmmhhh..be reny :}
na ny tsotra koa tsara be kou eee:}:}

4)ny intélligeancen'ilay olona, io tena important be amiko:oops: fa na olona tsy manan-katao aza (resa -bola io) kanefa intélligent, cultivé, dia je préfèr à celui ki est riche mais pas grand chose ds sa tête (désolée!..:oops::P)

Zay xxx aah..! :wink:



Ra io zany de tena mila intélligeant zany za vao tin'olona koa...maty aho!
Sa ahoana leitsy zany pasy zany ry zalahy an?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602