Kritera
63. sakaizakely
(
15/03/2007 16:45)
fasaly:
ny ahy tsy manitona ahy ny bandy tsy tia milalao nono:-P:-P
:-D :-D :-D :-D
tandremo ary sao dia vakiny @ eo ny silikone =)) =)) =))
64. kelly13
(
15/03/2007 16:50)
fasaly>njy kou nge efa teneniko oe clone-ko bota² iny e, hihihi, faites ds le meme moule retsy zay kou tsy hitovy v, hahahaha
65. fasaly
(
15/03/2007 17:19)
sakaizakely: zà kosa tsy manao silikône e!:?:cry: zavatsa faranzay hatahorako ireny zavatra ajanona anaty vatana ireny nefa tsy natoraly akory:cry:
66. fasaly
(
15/03/2007 17:21)
kelly: eny re a! eny re a! marina zany hihihihihè!
hay tokotsany mou:^);-):-D
hay tokotsany mou:^);-):-D
67. kelly13
(
16/03/2007 08:47)
d refa makany njy ka refa mahita azy d otran'iny za fa za kely² sady manja koukou noho izy no taille mannequin noho izy :-D:-D:-D
71. kelly13
(
16/03/2007 16:29)
nga tsy hainareo fa i raharinandrasana partfaite kelly modeste no anarako? :°):°):°)
76. sitlo
(
16/03/2007 17:36)
ny zanako izany, lemaintsy d lemena d lemanga ... be kolera be araka ny filazan'i fasaly :lol:
77. fasaly
(
16/03/2007 17:44)
sitlo mipika io ry sakaizakely a! ireny miova look manga mena maitso mainty ireny ! ary tena marina tkou mou zany lol!:-P refa miova mena ny sitlo de lasa machéka be izy ilay mpanakina ireny:twisted: fa raha lasa maitso de manadàla oul fotsiny :°)
raha miloko mainty izy de mitaratra fotsiny mandinika fa tsy manoratra mitsy:-D:-D:-D:-D raha manga de manoratra be mitry mandray anjara be am forum;-)
raha miloko mainty izy de mitaratra fotsiny mandinika fa tsy manoratra mitsy:-D:-D:-D:-D raha manga de manoratra be mitry mandray anjara be am forum;-)
