Kritera
21. fasaly
(
12/03/2007 06:24)
sitlo:
fasaly:
...malefaka fa mba mampiseho ny tena maha lahilahy azy izany e! ...
ahoana izan ry fasaly?
otranao:wink::-P
23. boozkel
(
12/03/2007 14:07)
Ny ahy ndray reto ny lhl mahay mi-pôzy nomanintona an'ah vôlohany a, de lhl tsy be resaka, calme, ny tarehy manaraka ho azy,(l)(l) rah lhl bôgosy be tsy de manaitra lôtra.
fa ny fifaneraserana koa nge no tena mahataitra @ lhl e!! mitsiry hoaz eny le fitavana srtt moa @ le critère tadiavin-dry zay le izy? mh mh, mandrevy foana :roll::roll::roll::-/:-/:*
fa ny fifaneraserana koa nge no tena mahataitra @ lhl e!! mitsiry hoaz eny le fitavana srtt moa @ le critère tadiavin-dry zay le izy? mh mh, mandrevy foana :roll::roll::roll::-/:-/:*
24. vale
(
12/03/2007 14:55)
xxx a> ny intélligeance de afaka manana an'io dol ny tsi1-1 ngeh!:P, be de bee ny azo amaritana an'io tsy ny oul hoe mora mahay raha ihany (le any an-tdakilasy sns io..:wink:) fa oul tsy be teny2 fona, fa mandinika alou! mba zvt mitombina ny hitenenana oh fa tsy miteny2 fona (ohatra 1 io..:wink:) de oul patient koa zao azo lazaina hoe intélligent..betsaka knoo..,hihihi :P,.. de afaka tonga cultivé dol kou ny tsi1-1 koh, miankina @ fazotona na fitiavana an'le izy fotsiny! (misy oul tsy mandraharaha an'io nefa, fa zah ty oul cultivé nefa:P, mampiala @ fikombonana io...:P:wink::}
25. vale
(
12/03/2007 15:09)
xxx:xxx: samy manana ny tiany io koh!! amen!:°)
fasaly = dia tsy maizina oul kompliké ,tsy mazava sa rac...............
27. fasaly
(
12/03/2007 16:01)
xxx:
fasaly = dia tsy maizina oul kompliké ,tsy mazava sa rac...............
:roll::roll::roll::roll:ny soratanao no tsy mazava ry xxx.....ataov feno sy mazava ny frazy:-P
28. fasaly
(
12/03/2007 16:03)
vale xxx: hihihih tsy ampy volana lay frazy ko kay fa tsy tia maizina oul compliké no tiko lazaina! izany hoe lehilahy sarotiny am tsy antony ireny tsy mila aho fa fiainana efa sarotra ity.....:-P
29. vale
(
12/03/2007 16:28)
hihihi, efa azoko an-tsaina ihany kah, zay namaliko an'i xxx io :°), zà koa dia tena tsy tia maizina an'ireny :twisted:, mdrrrr...hihih
31. sipagasy
(
12/03/2007 16:41)
vale:
:lol: ary i sipagasy kou amin'izany de tena sérieuse be mintsy milaza ilay izy! hihih:P
hita kouuuu, za nga mba mikivilavila izany??? hihihih:-*
32. Vahinala
(
12/03/2007 21:09)
Ny critère tsy misy fa tonga hoazy eny le izy ko, ny ana aloha bandy mitovitovy am Rolf reny no tena mba nahafinaritra ahy ny bikany tamza mbola tsy nanambady, kelikely marotsaka dia tanteraka angamba fa tena mitovitovy aminy marina tokoa zao le vadiko ! Fa tsy hoe Rolf akory no mahatara ana an ! Le genre ny fotsiny e !:oops::oops:
35. Vahinala
(
12/03/2007 21:29)
simplex:
kozy kosa i Rolf ra mba hahay hikapa ? :-w
Fa ahoana kosa less iz no tsy ahay hikapa an !
fasaly > :wink::wink:
36. xxx
(
12/03/2007 21:53)
simplex:
kozy kosa i Rolf ra mba hahay hikapa ? :-w
Tena tsy azo leitsy ry simplexe le mikapa an...mba azavao misimisy kokoa, tena tara sambo angamba ny aty?:roll: kapaina ahona ny sipa klé?:oops:
38. sakaizakely
(
13/03/2007 11:21)
xxx:
Hoanareo vehivavy indray ary eeee,resaka serieux sy franche ity an:Inona kay ny kritera apetrakareo sa takinareo moa zany eee,caractère (oh hoe ny toetrany manao ahoana, sa ny ha-bogosité-ny,sa ny costit-ny, sa ny volany)no mahasarika (mahambabo)ny fonareo voalohany @ ilay lhl, ka mahatonga anareo hiaraka aminy?
Azo ampidirina @ toetra ve ny fahasariahana ? kritera voalohany io amiko, hoe olona falifaly sy sariaka lalandava, mandray ny fiainana @ lafiny tsara foana (optimiste). Rehefa manana io toetra io dia tsara daholo ny sisan'izay dia iny ilay fo fa (l) (l) (l) (l)
39. xxx
(
13/03/2007 13:36)
sakaizakely:
[quote=xxx]

Ié, anisan'ny toetra ny sarika kan..., ra tsisy ny sarika sy ny optimiste tsy handeha ny fiainana.anisan'ny toetra hoentina miady @ fiainana ny sarika sy optimiste.
40. xxx
(
13/03/2007 13:48)
donc tsy ahazo sipa zany bandy sady bogosy no be sôsy ra reo hevitrareo reo no dinihina, kanefa ange ra dinihina @ fiainana andavan'andro ka reny lhl na efa manambady io na tsia sady bogosy no misy sôsy reny no tena mahazo sy mangorona sipa sy hiadiavan'ny sipa mihintsy e?:roll: d avy eo ny sipa vao mijery ny toetrany, sa ahona hoy ianareo?:?: