Kritera
86. Stretch
(
17/03/2007 10:29)
Hoanareo vehivavy indray ary eeee,resaka serieux sy franche ity an:Inona kay ny kritera apetrakareo sa takinareo moa zany eee,caractère (oh hoe ny toetrany manao ahoana, sa ny ha-bogosité-ny,sa ny costit-ny, sa ny volany)no mahasarika (mahambabo)ny fonareo voalohany @ ilay lhl, ka mahatonga anareo hiaraka aminy?
refa tina le ol tondé omena ny g t'm
fa le fikan'ny vhv le mody tsy ti tsy ti io ny a tsy voako mintry,
nefa ra afamadika ny role , we mody mapifila ny bandy refa kôtina tsy arak'io mitady fomba hikôtina azy,
fa zany tsy zany lou , fa bandy bôgany hafa ihany e !:-P
87. kelly13
(
17/03/2007 10:54)
@ sary ze hita ato aza e, iza no bandy bôgany ra ny fahitanareo azy? :-D
