izany ny an'ny olona

1. bazylou ( 11/03/2007 20:05)
mahay mihonona amin'ny mandat 2 fa tsy lava reny ohatrany an'ny sasany tia kely!!!!!!!!!:wink::wink::wink:
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:38
2. Fiffi ( 11/03/2007 20:39)
de le teo aloha ve nahay nihonona mandat 2 ? :roll::roll:
3. bazylou ( 12/03/2007 00:17)
na ny teo aloha na ny amin'izao fotoana dia ao avokoa , samy tiakely and co!!!:wink::wink::lol::lol:
4. Fiffi ( 12/03/2007 06:05)
ataovy ny différence: firy taona sy firy taona no teo ? de inona no nitranga ?
5. kelly13 ( 12/03/2007 09:09)
bazylou a, le oul tsy tinao io nge ka en plein 2è mandat e! aiza no tian'ny bazylou tenenina indray eto fa tsy mazava mantsy :)
6. jacy ( 12/03/2007 16:03)
zako aza mba gaga fa toa vao tamin'ny 2002 anie lery io no teo amin'ny fitondrana sady ilay ray koa a,nie efa antitra no tsy nilatsahany fa tsy hoe tsy tia kely fa samy tia kely daholo ra ianao kosa ary no teo amin'ny toerany lol
7. bazylou ( 12/03/2007 22:57)
ie, 2e mandat io!! ka efa io efa mitranga mibaribary io anie ny maha sefo sipremy azy aorian'ilay aferandaomy e!!! izay tsy tim na pro le8 dia tandremo fa enjehina!!
ity aho eto, fa hilatsaka hatrany ilay na 30e mandat aza!! voir amperora bokasa no fetra!!:wink::wink:
8. fijo ( 15/03/2007 05:38)
hi i ih maminany indray bazy kely an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565