satria ho fehezin'olona tokana i Madagsikara.
satria tsy hisy hafa tsy ny antokony no mahazo mitsangana ao Madagasikara.
satria hahantra noho ny tamin'ny deba i madagasikara.
(izao ary ny olona efa milahatra amin'ny 5 maraina indray hilahatra vary 4kg)
tsy hisy lalana velona ny fandraharahana fa ny azy ihany no hahazo ny tsena rehetra.