firaisana

1. mbolasoa ( 11/03/2007 12:54)
salama e!! ono oa, mampifindra aretina ve ra mifampikasoka fotsiny fa tsisy pénetration?
novalian'i mbolasoa ny 18/03/2007 04:56
2. sakaizakely ( 11/03/2007 13:36)
ie :oops:
3. soanja ( 11/03/2007 14:17)
ie na akanjon'ny marary misy microba mikasoka fotsiny amin'ny hoditry ny fitaovam-pananahan'ny tsy marary dia efa mamindra azy.
Miankina amin'ilay aretina anefa fa tsy voatery izy rehetra akory. Saingy aza mety kitikitihan'izany olona marary izany raha tsy hoe angaha mila tsaboina izy dia ianao mpikarakara marary. Na izany koa aza ianao de efa misy fomba isan-karazany hitandremana ny tena rehefa mikarkara marary.
4. mbolasoa ( 11/03/2007 15:23)
manahirana b manko satria ny aretina tsy misoratra eny @ endrika nefa re vô miatakataka d lazaindry zalahy fa miseho milay, miavonavona, mampifilafila sns d hipitsiany
5. Fiffi ( 11/03/2007 15:25)
mbolasoa:
salama e!! ono oa, mampifindra aretina ve ra mifampikasoka fotsiny fa tsisy pénetration?
ié ! arak'io nolazain'i soanja io ! tandremo fa tsy natokana hoan'olona voafidy ny haretina ka aleo mitandrina !


6. fasaly ( 11/03/2007 16:24)
ilay hamandoana no mapofidra azy e!:-P
7. sitlo ( 11/03/2007 17:01)
:-D:-D
8. xxx ( 11/03/2007 20:41)
mbolasoa:

manahirana b manko satria ny aretina tsy misoratra eny @ endrika nefa re vô miatakataka d lazaindry zalahy fa miseho milay, miavonavona, mampifilafila sns d hipitsiany

Oadray ! raha enao no marary dia omeo azy ny aretina raha zany no mba toetrany, fa raha tsy enao no marary dia aza midi-bingo mitsy na iza hitsoaka na iza hijanona :lol:
9. Fiffi ( 11/03/2007 21:59)
mbolasoa:
manahirana b manko satria ny aretina tsy misoratra eny @ endrika nefa re vô miatakataka d lazaindry zalahy fa miseho milay, miavonavona, mampifilafila sns d hipitsiany
de aleo izy ho any raha izany....ny fiainanao sy ny ho avinao jerena....


10. mbolasoa ( 12/03/2007 05:02)
mirary erinandro sambatra ho anareo rehetra, d samia miady @ fakampanahy daôly ô
11. fasaly ( 12/03/2007 06:26)
sitlo:

:-D:-D


:?:cry: mehezana fotsiny zay é! kou mifindra am lay hamanadoana iny kou!:roll::-P


12. xxx ( 12/03/2007 07:29)
mbolasoa:

manahirana b manko satria ny aretina tsy misoratra eny @ endrika nefa re vô miatakataka d lazaindry zalahy fa miseho milay, miavonavona, mampifilafila sns d hipitsiany



ka izy ary zany marary koa tsy zaranao ary izy mipitsika any ? aza mitady loza fa efa lafobe zao ny fanafody an, ny aretina sasany aza moa tsisy fanafany, ataovy oe mbay tany ry anona a!
13. Fiffi ( 12/03/2007 07:54)
mety hoe tsy mararay na voan'le aretina koh ange izy fa ny fitandremana angamba no tian'i mbolasoa lazaina eto....ka marina ny azy.....aleo mitandrina hatrany !
14. Vahinala ( 12/03/2007 10:00)
mety mampifindra mintsy satria na tsy misy pénétration aza ange misy zavatra mivoaka foana ao amin'io taovampananahana io e, mila mitandrina ihany rehefa tsysûr.
15. Samoana ( 12/03/2007 13:27)
mbolasoa:

salama e!! ono oa, mampifindra aretina ve ra mifampikasoka fotsiny fa tsisy pénetration?


Arakaraky ny aretina. Raha areti-nify toa tsy mifindra:-D !

16. mbolasoa ( 12/03/2007 18:31)
:-D, na de mikasoka any aza ve lé nify marary ? hi hi hi, tsy oe manendrikendrika olona oe marary za an fa te ho sûre oe tsy diso ny vehivavy manda hatramin'ny farany, satria matetika ry zalà manao oe : "ao moa e!" d refa tsy mety lé sipa dé oe "ao ary fa akasokasoka fotsiny e" :}
17. fasaly ( 12/03/2007 20:57)
:-P:-P:-P:-P akasohy ambony lamba we de tsy misy risk:-P
18. mbolasoa ( 13/03/2007 05:39)
ko oe @ lé tsiranoka no mampifindra, ko ra oe lenalena eo lé lamba d vo iany, zany aleo mintsy ngamba tsy manao e,
19. booboo ( 13/03/2007 14:30)
...tsy dia lafo koa ny preservartifs ange :roll:
20. ikaretsaka ( 13/03/2007 16:09)
booboo>:-D
ho'zy le rangahy nitaiza anay t@ mbola kely izay raha nanoro anay ny tokony hampiasaina fimailo izy hoe ..rehefa mikitika zavatra tsy mbola hoe an'ny tena na tsy mbola anananao titre de propriete...
dia hatreo @ fonony ihany
hitan'ialahy ny any @ mangazay.. tsy mbola ialahy ny tompon'ny kilalao dia fonosiny .. fa rehefa an'ialahy dia tsy mifono intsony ary azo kitihana arak'izay hitiavan'ialahy azy... toy izany koa.. fonosy ny zavatr'ialahy rehefa hikitikitika zavatra tsy mbol aho an'ialahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4399