firaisana

21. watafon ( 13/03/2007 19:50)
ikaretsaka : :-D marina lesy zany an!
mbolasoa : raha mycoses zao na syphilis na dermatoses hafa d mifindra raha mifampikasokasoka ftsn aza ! k aleo mailo foana e !
22. Fiffi ( 14/03/2007 16:28)
de aza mifampikasokasoka zany !
23. mbolasoa ( 14/03/2007 19:01)
msôtra e! d tsy maintsy karemy fôna zany lou mandra-pa kou, b d b manko ny léla tsy tia manao fimailo, dé mbô mahagaga ana mintsy oe fa maninona, tsy aleo ve miafy kely dé mandry ny eritreritra avy eo e!
24. mbolasoa ( 14/03/2007 19:08)
watafon: aôna fiseon'ireo aretina noteneninao reo? lé mycoses sy dermatoses, mety sitrana?
25. sitlo ( 14/03/2007 19:20)
hoy mbolasoa

tsy diso ny vehivavy manda hatramin'ny farany


tsy diso zany re eh, aza mora ambakaina izany 8)

ps: na mety sitranina aza ny aretina, nofa foana izany marary izany. Dia aza aretina izany fotsiny no atao antony manakana anao.
26. kelly13 ( 14/03/2007 19:48)
fa inn ohatra? :°)
27. sitlo ( 14/03/2007 19:51)
tsy haiko, tsy foronina izany kah, manjary mandainga
28. Fiffi ( 15/03/2007 06:41)
mandainga @ inona ?
29. ikalakintina ( 15/03/2007 08:47)
mampiasà re fiarovana!, si non karemy o!
30. watafon ( 15/03/2007 12:33)
mbolasoa: ny mycoses d misy mihofakofaka sady mangidihidy ny any anaty; ny siphilis ndray miseho @ alalan'ny ulcérations génitales @ lehilahy fa @ vhv matetika tsy miseho ivelany !
31. boozkel ( 15/03/2007 15:38)
reefa MAILO enao sao ho tratran'ny aretina de ampesao le fitaovana e!!
32. ikaretsaka ( 15/03/2007 17:03)
fa inona tokoa ny olana @ le mba asiana fimailo any anaty kaosy na anaty poketra dia rehefa tsy aritra intsony dia avoaka ny kapaoty dia tairina e.. toy izay ilay manaonao foana dia mitaintaina avy eo
33. fijo ( 15/03/2007 21:41)
fasaly an,ie,ilay lena no mampifindra azy
34. soanja ( 16/03/2007 02:48)
mbolasoa:

msôtra e! d tsy maintsy karemy fôna zany lou mandra-pa kou, b d b manko ny léla tsy tia manao fimailo, dé mbô mahagaga ana mintsy oe fa maninona, tsy aleo ve miafy kely dé mandry ny eritreritra avy eo e!


Raha vao ny lehilahy tsy tia manao fimailo dia azo tsaraina tsara fa tsy ampy fandinihina sy mety hanaonao foana ary mety mpitondra/mpamindra aretina. Noho izany dia aleo misaraka aza no mety na izay miaritra fa tsy mahafaty akory ny miaritra dia rehefa vita mariazy vao manenjika izay tsy natao rehetra amin'ILAY vady ihany. Alohan'ny mariazy koa dia ilaina ny fanaovana test rehetra amin'izay milamina ny saina.


35. mbolasoa ( 17/03/2007 10:12)
watafon:

mbolasoa: ny mycoses d misy mihofakofaka sady mangidihidy ny any anaty; ny siphilis ndray miseho @ alalan'ny ulcérations génitales @ lehilahy fa @ vhv matetika tsy miseho ivelany !


neny vehv monko oe misy pertes b na oe misy fofona vô taitra nefa tokony ho mailo fôna zany fa tsy voatery oe misy anzay vao marary. ny fanaovana alalyses eto @tsyka ko nge tô lafo b e!
36. booboo ( 17/03/2007 10:15)
fara-faha ratsiny mandeha manatona gynéco in-droa isa-taona eeeeeeeeee ....
37. mbolasoa ( 18/03/2007 04:56)
nande docteur za fa oe zany mycoses no naazo anà, gagagaga nge za fa tô mangidihidy afaafa zany e, efa une semaine tsy nety nijanona, saingy tsy nisy tsiranoka na ferifery d zay no tsy nataitra anà satria na silipo ratsy kobana aza hono dé mampangidihidy, efa naazo fanafody, anatra ho an'ny sisa, maereza daôly ô.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.626