Adin'akoholahy

1. Stretch ( 10/03/2007 17:53)
aiza no misy adin'akoho miady am lahady zay mafantatra . . .
any ambohibao oh ve misy ?
any ambatonapôka . . .
misy favori miady ve any andotapenaka. . .
novalian'i karinah ny 14/03/2007 23:10
2. Fiffi ( 10/03/2007 20:12)
zah akia manana le film hoe "masira" fa tena tsy tantiko ny mijery an'le izy fa misy rà klé !
3. tynah ( 10/03/2007 20:56)
Eny Ambohibao akia tsy misy adin'akoholahy tsony ah! efa nalain'ilay tompony ny tany teny d eo ankaikin'ny Ambodimita 'lay eo akaikin'ny police no misy fa tsy tadidiko tsony lay anaran'tanana:oops: :oops: D eny imerintsiatosika koa misy d eny talatan'ny volon'ondry d Andavamamba d Ivato d Ambatoroka d sabnam koa d zah manana akoho lahy mpiady:D d hampandrona fona refa maraina ny andro mba haniry haingana ny volony d atao eo am masoandro d omena votabia sy akondro d hampikotranina be koa fa tsy azo hampanarahana akoho vavy fa tsy mety .
4. Fiffi ( 10/03/2007 21:10)
noheveriko fa tsy azo hatao intsony ireny !
5. tynah ( 10/03/2007 22:36)
mbola misy fona kah fa any dago no azo hanaovana zany fa raha aty toa tsy mety koh, asa zay raha mba nanao ahoana ny akohoko any.Fa betsaka koa ny mpangalatra akoa rehefa akaiky fety iny an! ny akokho very fona fa indray andro zay zah nahatratra mpangalatra akoho.
6. ikaretsaka ( 11/03/2007 00:48)
hatraty io mpampiady sy mpiompy akoho io..
fa rehefa mahatratra mpangalatra akoho dia alaivo ny hety dia tonga de ataovy hetin'ny mpangalatra akoho izy
7. vale ( 11/03/2007 11:04)
kikoo tynah!..njy koa ve mba tia miompy akoho piady?..aty ivelany tokoa anie toa tsisy manao an'izy ireny, ..'fin, any île de la réunion aloh toa hoe misy ee..fa aty erope toa tsy manao an'io kilalao io ry zareo.

Ikaretsaka: mmmmhh..mety oul efa hitako kay toi taloh fa za panaraka be an'reny :wink:(tonga any ambositra, tanjombato, bétafo...hihihihihihihi...
8. soanja ( 11/03/2007 15:29)
Stretch:

aiza no misy adin'akoho miady am lahady zay mafantatra . . .
any ambohibao oh ve misy ?
any ambatonapôka . . .
misy favori miady ve any andotapenaka. . .


:D:D mahafinaritra ahy ny size toy izao. :-*


9. Fiffi ( 11/03/2007 19:17)
mampatsiaro zavatra bdb ô ? :)
10. sipagasy ( 11/03/2007 21:58)
Fiffi tantarao ô
11. Fiffi ( 11/03/2007 22:07)
heu.....tsy zah akia satria zah aloha de tsy mba mpanatrika an'ireny an ! ny fahitana an'le film "le masira" aza efa tena :x mihintsy ! fa le tantara no tena dinihako....fa le adin'akoho tena tsy lasako mijery azy koh !
12. jhouhlambout ( 13/03/2007 10:03)
13. vale ( 13/03/2007 13:21)
:-D:-D:-D:P
14. Stretch ( 13/03/2007 17:48)
Re : Adin'akoholahy
mampatsiaro zavatra bdb ô ?heu.....tsy zah akia satria zah aloha de tsy mba mpanatrika an'ireny an ! ny fahitana an'le film "le masira" aza efa tena mihintsy ! fa le tantara no tena dinihako....fa le adin'akoho tena tsy lasako mijery azy koh !



vô tsy te mitantara de kôpy a fa sipa tam talou ndray io , mpampiady ako zay lery talou de tsy tin'lay sipa fa revy tsy mitovy. . .
lazao fa tsy zany ndray ?:o
15. ikaretsaka ( 13/03/2007 17:51)
inona aby tokoa moa ny racen'akoholahy mpiady??
ny toa nahavantana anahy manko de hoe ..masira, bengal, fataka, sns...
16. Stretch ( 13/03/2007 17:51)
Fa nareo zany teto , fa za niaraka an dadanaivonay nandé nampiady akoho e !(Sabnam)
ka ny tena nafinaritra a de le akoho miady eo ihany fa le coach (tompon'akoho )miady no tena nilay no nijery azy , asio asio maka bahana kely. . .miaraka am zesta tsy laitra mintsy ôtrany lery ko no akoho
:-D :-D
17. ikaretsaka ( 13/03/2007 18:02)
ieeeee... mihemotra aloha..... kopahy am zay.. ao asio.. aiza le fantsy aiza le fantsy! iny nen.tyyyyyyy avec les gestes... aoka re:-D
miala letsy eeeee ....
18. Stretch ( 13/03/2007 18:13)
ary elà tena maharaka mintsy an !
tena revy milay , fa tsy ananan'ny vazà letsy zany a ! fa dadevonay ko tsy manaiky mintsy an !
reveny ngama am fo mintsy le feeling.

inona aby tokoa moa ny racen'akoholahy mpiady??
ny toa nahavantana anahy manko de hoe ..masira, bengal, fataka, sns


fa fataka lesy tsy favori a , mahery atanana fotsiny reny sady ndrem- b.. dedaka am sipa fotsiny , fa masira zany akoho milay. . . masira moa ny akohonay e !sady bogôsy.
:-P
19. karinah ( 14/03/2007 10:11)
masira no milay, ny tena tsara kou ny balance:-P
20. Stretch ( 14/03/2007 12:36)
Vale > ary ndry ko maharaka mintsy an !

misy mpampiady ako ko anga aky any frantza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7315