Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
08/03/2007 08:51)
Aretina mahazo ny olona ny rera-dava,misento am-po...???
Mety tsy ho voatandrina indraindray fa misy aretina izay noheverina fa toa mandeha ho azy kanefa mila fitsaboana.Tafiditra amin'izany ny adin-tsaina mitambatambatra ka mahatonga ny olona iray ohatra t...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/03/2007 04:34
niryna
(
08/03/2007 07:05)
Andao isika hiaraka hian-tsena,sa !!!!!
Izahay vehivavy sasany dia ny mitety mangazay no tena mba mahafinaritra anay na tsy dia hividy zavatra aza izahay.
Ianareo lehilahy sasany kosa anefa dia mikomy ny fanahinareo rehefa hoentina miantse...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2007 04:46
razfin
(
08/03/2007 00:18)
Diso tsipelina
[b]Bold text[/b][b]Bold text[/b]Salama e!
Misy fanotaniana ty raha tsy mahadiso!
Nametraka teny tao @ hampiditra hevitra aho "hevitry ny namana" momba ny hira iray sy ny momba ilay mpihira, misy dis...
tohiny
novalian'i razfin ny 08/03/2007 10:57
sipagasy
(
07/03/2007 23:49)
8 martsa
mmhh efa hitako hatraty indray ny hiteny hoe ka raha hangataka ny hitovy zo aminay dia hanao inona anefa??? hihihih, tsy eo indray ny fanontaniako @ ity taona ity fa ho antsika vehivavy hoe mahatsapa ...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 08/03/2007 18:55
bazylou
(
07/03/2007 23:27)
Tongasoa ry Malafranglisy
Les grands amendements
Article premier : Le Peuple Malagasy constitue une Nation organisée en Etat souverain et laïc, fondé sur un système de provinces autonomes dont les compétences et...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:29
Stretch
(
07/03/2007 22:55)
Bex.
mbô hanao hendry ndray androany .
nisy bandy 2là zany nandé nanao vôkansy
tany am tany miteny frantsay
ka izy mi tsamy tsy de mi kôpy frantsay tsara fa
zista kamarady fotsiny am fr...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 15/03/2007 07:23
salmo1
(
07/03/2007 22:46)
Fialonana mpanao hira gasy
T@ fampielezan-kevitriny nisiany Didier sy ra8.
De nisy mpanao [i]hira gasy[/i] teo @ kianjany tanàna.
Rehefa tsy azo nianarana ny vely amponga sy ny tsoka mozika, de samy ngitrika kely daholo hi...
tohiny
novalian'i raichomen ny 02/02/2011 19:48
eritra
(
07/03/2007 22:05)
Isika ihany no antony
Raha ny fahitako azy dia indraindray na matetika dia ny ataontsika mitonona ho Kristiana ihany no mahatonga ny olona sasany na hihemotra amin'ny fanompoana ny Tompo na tsy hiditra akory ho amin'izany....
tohiny
novalian'i booboo ny 15/03/2007 19:12
xxx
(
07/03/2007 21:36)
Resaka natao tamin'ny monpera nanambady masera.
Efa hiaraha mahalala fa olana lehibe misy io indrindra ao Roma.Tonga dia voaroaka ny mompera raha tratra manadala vehivavy satria efa feno ny zazakamboty manerana ny tanana.Raha ohatra ka lahy kosa no...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:37
salmo1
(
07/03/2007 19:19)
Fahatsirovana
21 Juin 2001 15h 00mn -> 17h 30mn.
[i]Ny t@ 21 Juin 2001 nihidy daholo ny varavarakeliny kely finoana rehetra ary nontapenana daholo zay lavaka mety hidirany masoandro. [/i]
http://www.dailymot...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 07/03/2007 21:21
naughtyboy
(
07/03/2007 18:56)
vaseline
nisy mpivady nanazava ny heviny momba ny fiainany mpifankatia teo @ fandaharana 1.
Mpanolotra(M.1): mbola misy ve zv tsy azonareo 2 resahana ve na ny any ampandriana aza na ko fady2
Vhv(V.2):An3...
tohiny
novalian'i nambina ny 14/03/2007 15:07
belaza
(
07/03/2007 18:52)
isika malagasy
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 20:34
belaza
(
07/03/2007 18:47)
fandehanana eny amin'ny masoandro!!
nandeha teny aminy masoandro hono ny amerikanina, tsy tonga fa niverina fa nahamay be hono, nandeha kosa hono ny japôné tonga soamantsara, fa inona ary no nataony????...
tohiny
novalian'i belaza ny 10/03/2007 22:54
salmo1
(
07/03/2007 17:24)
X sy Baka
Fahasalamana ve ny X sy ny BAKA :?: ...
tohiny
novalian'i Stretch ny 10/03/2007 17:47
ratonga
(
07/03/2007 15:39)
gasy ka manja an!!!
http://www.madanight.com/showgenre_8.htm...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/03/2007 13:02
booboo
(
07/03/2007 14:52)
lasa aiza koa i...
Mandrindra hoà tô ty hita popoka tsony e ? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:25
savo
(
07/03/2007 13:56)
number one
Mba mangataka ilay tonon-kiran'i 13,2 hoe number one azafady....
tohiny
novalian'i fsj ny 08/03/2007 10:18
baw
(
07/03/2007 13:26)
inona moa...
... no atao hoe zaza antsoso-koditra? dia inona no atao hoe grossesse extra-utérine? tsy tafajery google aho fa mba azonareo omena fanazavana tsotsotra ve? inona no fisorahana atao tsy hampisy io toe...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 15/03/2007 16:35
xxx
(
07/03/2007 13:26)
hazakazaka malefaka arahin-tosika...
iza no efa nanandrana?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 21:20
tsimatimanota
(
07/03/2007 13:09)
ra mba izaho no miliardera.....
izany ve le eritreritra mandalo sa inona?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:39
