Diso tsipelina

1. razfin ( 08/03/2007 00:18)
Bold textBold textSalama e!
Misy fanotaniana ty raha tsy mahadiso!
Nametraka teny tao @ hampiditra hevitra aho "hevitry ny namana" momba ny hira iray sy ny momba ilay mpihira, misy diso tsipelina anefa.
:idea:Inona no atao mba hanitsina azy:?:
misaotra mialoha:roll:
novalian'i razfin ny 08/03/2007 10:57
2. Fiffi ( 08/03/2007 06:23)
ny admin no afaka manintsy an'io ! andefaso hafatra zareo.
3. razfin ( 08/03/2007 10:57)
Misaotra anao Fiffi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1607