X sy Baka

1. salmo1 ( 07/03/2007 17:24)
Fahasalamana ve ny X sy ny BAKA :?:
novalian'i Stretch ny 10/03/2007 17:47
2. Fiffi ( 07/03/2007 18:15)
:roll:
3. Stretch ( 07/03/2007 19:14)


hafahafa ôtran'ny sahafa :roll:
4. salmo1 ( 07/03/2007 19:27)
Stretch: inn ary zany ¿le mahy miaki-ndrindrina?
a)-sahafa?
b)-salmo1?
5. andry08 ( 07/03/2007 20:54)
:?::?:dia mbola toy ny taloha ihany ve @ ity fanontaniana tsy azo ity , sao dia extra-terrestre aza ity salmo?
6. salmo1 ( 07/03/2007 21:20)
ie! avy any @ planeta Mscar
7. xxx ( 07/03/2007 22:06)
Mpandefa : hery [ Valio ] 02-03-2007 16:01:50
Lohateny : Re : hatramin'izao...
Ilay fanontaniana no tsy mitombona.

Mitovy hoe

hatramin'izao... mbola misy ve ny rano?

Dia izao tokoa.

Tsy voatery mametraka fanontaniana eto amin'ny forum anie vao azo lazaina hoe mandray anjara mafana fo e. Azo atao ny mamaky sy mamaly izay soratan'ny sasany. Be dia be ny zavatra azo ianarana sy azo tsoahina ato.

Dia rehefa manoratra ianao dia apetraho any antsaina any ny fanontaniana hoe inona no zavatra tena soratako, inona no tombontsoa ho an'ny olona sy ho ahy manoratra an'ity zavatra ity.
8. salmo1 ( 07/03/2007 22:56)
Hay marina mou! tena tsy tadidiko fa azafady.
9. Stretch ( 07/03/2007 22:58)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 07-03-2007 20:27:40
Lohateny : Re : X sy Baka
Stretch: inn ary zany ¿le mahy miaki-ndrindrina?
a)-sahafa?
b)-salmo1?


ko an aza tsy fantako akory na mahia na baka na X
ko aiza ny hafatarako an zay valiny any .

inn nefa ny loka ra mahita ny valiny :°)
10. xxx ( 08/03/2007 02:20)
ba kiraro no loka
11. xxx ( 08/03/2007 12:14)
xxx:

ba kiraro no loka



ba kiraro maimbo ve?
12. xxx ( 08/03/2007 12:32)
inna indray ity mahazo an'i salmo-nelle ?
13. xxx ( 08/03/2007 13:16)
7vera THB gamba no laniny fa nisy nahazo volohany t@ 2005 2006
14. Stretch ( 10/03/2007 17:47)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 07-03-2007 18:24:52
Lohateny : X sy Baka
Fahasalamana ve ny X sy ny BAKA



salmo fa ity ve tsy tary am fahasalamana tary e !?

lasa eritseritsa njay ny anao .
narary anjy nga ky le bankal?
ry mahia miankinjinjina:-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3326