inona moa...

1. baw ( 07/03/2007 13:26)
... no atao hoe zaza antsoso-koditra? dia inona no atao hoe grossesse extra-utérine? tsy tafajery google aho fa mba azonareo omena fanazavana tsotsotra ve? inona no fisorahana atao tsy hampisy io toe-javatra iray io? misaotra o
2. Fiffi ( 07/03/2007 13:48)
http://www.doctissimo.fr/html/grossesse/mag_2004/mag0326/gr_7551_grossesse_extra_uterine.htm
http://www.aly-abbara.com/livre_gyn_obs/termes/grossesse_extrauterine.html
3. booboo ( 07/03/2007 14:17)
zaza an-tsoso-koditra GEU ihany fa ny iray teny malagasy moa ny iraika teny frantsay hihihi.
4. baw ( 07/03/2007 14:25)
b ny milaza fa ny zaza antsoso-koditra hono tsy GEU k zay no nampanontany ahy hoe za ve no vendrana tsy mahazo resaka sa le olona kou no b lazao? fa aza tratran'io grossesse io ry zareo fa saika afaka ny aiko a! tena kely aina b aveo :cry::cry::cry:, tsy ahazo zazakely za ds 9 mois, c'est chiant pffff
5. booboo ( 07/03/2007 14:28)
:?:?:?:?


:-*:-*:-*
6. booboo ( 07/03/2007 14:29)
diso ny kisarisary fa tsy reo :?::?: reo mihitsy no tokony ho eo f'aza tsiny
7. sakaizakely ( 07/03/2007 14:31)
inn ary ity ataon'i booboo ? Ngôdé voky betsabetsa vao maraina ? :-D
8. tywa68 ( 07/03/2007 14:36)
hay rehefa manao an'izao dia voky ... :-D
9. baw ( 07/03/2007 14:42)
sady maha traumatisee be.
10. booboo ( 07/03/2007 14:44)
loza be ! tsy hanao tsony zà fa mora traingo be kay lé ! :-D:-D:-D
11. sakaizakely ( 07/03/2007 14:45)
baw> fa ahoana akia ? Efa firy volana ny an'i baw ? Oviana no tratran'io toi ?
Mafy be io ary tena mampijaly an ! Fa ny dokotera efa mahay ny miandraikitra azy tsara ka.

Ny hoe sosokoditra @ gasy, dia rehefa tsy ao anaty tranonjaza ilay zaza. Ny geu moa izany dia midika tsara fa hoe G extra - utérine, ivelan'ny tranonjaza, donky mitovy ihany ny dikany

Ny fécondation moa izany dia juste ary ambanin'ny ovaire ary no mitranga. Avy eo dia midina moramora aty manatona ny tranonjaza ilay embryon, manaraka ny trompe. Indraindray anefa, noho ny antony tsy fantatra, dia tsy tafidina any anaty tranonjaza ilay embryon fa tafahitsoka any @ trompe. Ny trompe anefa kely bilitika ny diamètre, tsy natao handalovana embryon miha-lehibe dia raikitra eo ilay embryon (ka tsy maintsy esorina @ opération), dia io no miteraka ilay inflammation marary be iny. Indraindray aza voatery esorina mintsy ny trompe + ovaire satria efa simba.

Mahereza akia fa manaraka indray an ! :-* :-* :-*

12. sitlo ( 07/03/2007 15:25)
Arahabaina tsy maty fo aman'aina :-*
13. xxx ( 07/03/2007 15:28)
tsentsina nohon'ny infection ilay lalan-jaza ( entre ovaire et utérus )no mahatonga ny GEU dia tsy mahita lalana rizareo dia lasa eny @ sisiny no mitady hitombo .

Araho tsara aloha ny traitement omen'ny Dr fa milamina tsara io rehefa afaka 9 mois izay, manaova contrôle tsara vao mametraka indray

Bon courage
14. 2gasy ( 07/03/2007 15:43)
Zaza an-tsosokoditra = grossesse extra-utérine.
Tsy infection ihany no mety hahatsentsina ny trompe fa mety ho malformation na zavatra hafa.
Ny mety dia manatona gynécologue. Izy no hanoro anao ny examens tokony hatao. Izy ihany koa no afaka hilaza aminareo rehefa azo apetraka tsara @ izay ny zaza.
15. tslem ( 07/03/2007 16:32)
tandremana tsara koa ny saina sy ny fo, tsy azo atao izany ny miasa loha loatra dia ny fo indrindra indrindra mba tonéna mandrakariva, izay aloha no mba henoko taloha fa tsy haiko e!
16. tisera ( 08/03/2007 07:59)
baw >>> mirary soa akia dia courage a! :-*:-*:-* tsy efa mazava tsara kosa ve izao hoe iray ihany ny geu sy ny zaza an-tsoso-koditra é! ny zaobaviko no nanao an'io koa fa tena naharary izy fa nony voakarakara tsara dia tsy naninona intsony . Izy aloha efa nanan-janaka 2 no nanao geu dia toa tsy nanao essai 3ème bb intsony!
17. watafon ( 08/03/2007 08:19)
GEU = zaza antsoso-koditra amintsika gasy !
Ny fandidiana ihany aloha hatramin'izao no traitement-ny, ny antony mahatonga azy io matetika dia ny fisian'ny infections génitales matetika, ny fampiasana sterilet koa d mety antony mahatonga azy io !
18. baw ( 08/03/2007 09:00)
misaotra betska ry reto fa dia manana namana tokoa manana anareo a.

sakaizakely>3 volana le izy, tsy naheno ny battements du coeur t@ echo fa d tonga d direct hosto, tsy dia mazoto hanao ny 3è intsony

tisera>misaotra betsaka @ fankaherezana

tslem>za tsy nanao reraka b sady tsy nampiasa saina kou

xxx>tsy nanao infection za fa refa sendra ny patsa iray tsy omby vava d atao ahoana moa e :)

stilo>misaotra e

2gasy>misaotra nanome conseil

watafon>araka ny nilazako an'i xxx io d tsy nanao infection za ni appareil génital ni autre, d za koa tsy manao sterilet, ka zay no tena nahazendana ahy

:-* daholo
19. sakaizakely ( 08/03/2007 13:36)
baw> mahereza akia a !

fa mahagaga ahy tsy geu mitsy izany, satira geu io an, 6 semaines eo farafaha betsany. Tsy eo @ place tokony hihalehibiazany ilay zaza fa mihantona any @ trompe. Tsy afaka mjanona any 3 mois ilay izy satria ny halavan'ny zaza 3 mois izany ange efa 5 cm mahery donc tsy possible ho geu fa amiko mety ho oeuf clair no nahazo anao. Nanao écho ve nefa ianao talohan'io ? Dia nanao ahoana ?

Ny kibonao ve efa nanomboka nitombo sa tsia ? Nisy symptômes (maloiloy, mandoa sns...) ve ? Ahoana ny diagnostic n'ny dokotera ? Inona no nolazainy ? Zonao ny manontany azy ny zavatra tena nitranga satria ilaina ho fantatra mazava tsara ny antony nampijanona ilay vohoka, indrindra raha mbola te hiteraka ianao. Tsy hoe izao, fa indray andro any mety hiova hevitra ianao. Ny fahalalana ny antony dia mba hahamora ny surveillance n'ny vohoka manaraka

Mahereza baw :-*
20. baw ( 08/03/2007 13:45)
sakaizakely>misaotra kia a! asa fa dia geu ny nolazain'ny gynéco ahy tany @ hopitaly, t@ nanao echo d tsy nahitana na inona na inona tao anaty uterus a part ny poche (vide bien sur), ny naloiloy etc... d nisy tokoa, ny taux d'hormones d bdb koa. miverina any @ hopitaly za io zao rahariva, asa avoakandry zareo rahovina indray, efa kivikivy @ asina serum sy ny alaina rà isaky izay mahatsiaro! enfin, bref, aleo mitsabo tena iany aloa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839