inona moa...

21. sakaizakely ( 08/03/2007 14:53)
Baw> oeuf clair izany amiko mazava be mintsy. Ilay poche vide fa tsy misy atody (embryon) ao anatiny.

Efa nivoaka ve ny poche sa mbola ao ? Toa mivoaka ho azy mantsy izy io raha tsy diso aho.

Mahagaga tokoa io oeuf clair io, saingy aza manahy fa fombanjavatra mitranga matetika izy io ka tsy misy fiantraikany @ vohoka manaraka.

http://www.vulgaris-medical.com/encyclopedie/oeuf-clair-3331.html

Mahereza Baw :-* Aza malahelo :-*
22. xxx ( 08/03/2007 15:54)
raha ny Dokotera kosa ve no efa miteny fa GEU dia isika indray no hanao hoe tsy izy fa zavatra hafa


Sao dia diso daty i baw ? donc plus jeune que ny nieritreretanao azy ny embryon ?

23. xxx ( 08/03/2007 15:58)
mety ho tonga h@ troisième-quatrième mois ny GEU (cas grossesse tubaire interstitielle)
24. sakaizakely ( 08/03/2007 17:29)
ka ny geu efa hoe extra utérine, nefa izany ange nisy poche ihany hita tao aminy, fa tsisy ninn n'inn. Raha tsy ao @ utérus no nahitana ilay poche, taiza ary ?
tsy mazava...

25. linarako2 ( 09/03/2007 10:32)
watafon:

GEU = zaza antsoso-koditra amintsika gasy !
Ny fandidiana ihany aloha hatramin'izao no traitement-ny, ny antony mahatonga azy io matetika dia ny fisian'ny infections génitales matetika, ny fampiasana sterilet koa d mety antony mahatonga azy io !

Zaza voaloboka ve izany,sa samy hafa ireo?

26. booboo ( 09/03/2007 11:25)
Samy hafa mihitsy ny zaza voaloboka sy an-tsoso-koditra kouh....@ ilay voalohany, ny ahitra no manana endrika voaloboka zany (feno kystes) dia lasa ilay embryon koa no malformé avy teo noho io....

Ouz ramatoa mampivelona iraika zay fa tsy haiko ny tena fandehany.....
27. watafon ( 13/03/2007 20:01)
linarako2: tsy zaza voaloboka zany k , grossesse molaire ndray no fiantso an'io e!
28. Fiffi ( 15/03/2007 06:42)
ary aiza i baw ? :roll:
29. sakaizakely ( 15/03/2007 16:35)
Fiffi> k'izy nilaza hoe hiditra hopitaly iny, mbola tsy tafavoaka angamba

Baw :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6459