gasy ka manja an!!!

1. ratonga ( 07/03/2007 15:39)
http://www.madanight.com/showgenre_8.htm
répondu par kelly13 le 20/03/2007 13:02
2. Fiffi ( 07/03/2007 17:14)
tena gasy ka manja marina an ! =D=D=D=D
ratonga: misaotra nizara fa milay be an ! :) :-*:-*
3. fasaly ( 07/03/2007 17:51)
oh la la la yes! tsy mena-mitahy e! misoatra anao ratonga nizara:-*:*
4. rvoulah ( 07/03/2007 18:03)
tena gasy ka manja e!!!
5. belaza ( 07/03/2007 18:38)
ie gasy ka manja!!
6. xxx ( 07/03/2007 19:24)
dia mahagaga ny mahatonga ny gasy hanambady vazaha ka ny gasy nefa maro tsara sady matsiro
7. ikaretsaka ( 07/03/2007 19:33)
ka mifamadibadika eo ko.. @ reo koa mety misy manambady vaza
8. Lalah ( 07/03/2007 19:45)
gaga be aho fa misy sipa namako be zay ao @ evelyne tsyhaiko io.
9. xxx ( 07/03/2007 19:45)
ka vazaha oa matsatso sady tsy milay noho ny gasy
10. sakaizakely ( 07/03/2007 23:00)
Milay tokoa ny zavavy gasy ka !

Ary ny ahy ilay journaliste n'i Madanight io mintsy (sary voalohany) no fantatro fa mpiara mianatra tamiko tany @ Lyfra
11. xxx ( 08/03/2007 00:10)
tsy efa ela ve no nalaza oe gasikara an! malagasy ka manja e!gasy ka manja eeeee!
Tsy adala mitsy ny vazaha mihazakazaka manenjika vhv gasy. Misaotra an'i ratonga t@ information.

ary mba aiza ndray oa ra-bazylou @ zao???:-D:-D:-D
12. melody ( 08/03/2007 00:58)
tena tsara b, m'ci ratonga nizara a!:-*
13. ratonga ( 08/03/2007 01:25)
:wink::-*
14. tisera ( 08/03/2007 07:53)
:) misaotra ratonga a! izaho efa nitsidika an'io pejy io tao @ madanight fa dia tsy nanan-tsaina ny hizara azy teto dia namerina nijery indray fa mbola tsy leo ... tena manja ny sipakely gasy na somary ...kely nono aza :-D:-D
15. Fiffi ( 08/03/2007 14:21)
:-D:-D
16. Yverson ( 10/03/2007 18:13)
milay e!tsis kianina e
17. vale ( 10/03/2007 19:59)
ratonga:

http://www.madanight.com/showgenre_8.htm
=D=D=D tena marina!:P , milay be na bika na tarehy=D=D:D


18. xxx ( 12/03/2007 14:14)
ry piatsaravelatsy isany :dia mahagaga ny mahatonga ny gasy hanambady vazaha ka ny gasy nefa maro tsara sady matsiro ;
19. ikalakintina ( 15/03/2007 08:18)
xxx:

ry piatsaravelatsy isany :dia mahagaga ny mahatonga ny gasy hanambady vazaha ka ny gasy nefa maro tsara sady matsiro ;


8O


20. ratonga ( 15/03/2007 14:04)
http://www.madanight.com/madagascar-photo-37906.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0813