Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nenipita ( 06/03/2007 07:23)
robe de grossesse
salut nareo , hono akia aiza hono hoa no misy mpivarotra robe de grossesse tsara eto tana, Mba toroy akia za mahita o Msotra... tohiny
ikaretsaka ( 06/03/2007 02:09)
salosana
Inona tokoa kay moa no nataon'ny ntaolo hoe salosana ka nahatonga ilay fiteny hoe marivo salosana? efa nisy nanazava ihany fa tena adiso!... tohiny
novalian'i tywa68 ny 07/03/2007 08:49
salmo1 ( 06/03/2007 00:05)
ho avy ve enao raha...
rahoviana isika ry pachinot no hatao mariazy :?: Ho hasaintsika daholo ve ny namana sera2 :?: http://melodias.iespana.es/melodias_polifonicas/ES-14/iespana/84158/movil-descargar/22474/marcha-nupc... tohiny
novalian'i vale ny 11/03/2007 14:57
bazylou ( 05/03/2007 23:05)
vaovao ireto tao amin'ny hebdo!!
* tsy nilaza ny secretny i Fidy * Gros titre ; violences, la jeunesse gangrenee * un nettoyage de la gendarmerie à Marovoay, 20 no maty , mitaraina i pastera fa ts rariny ilay izy satria ny zandary... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:10
bazylou ( 05/03/2007 22:55)
ampefylooks
zany indray no lamaody apres looks andravoahangy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:44
bazylou ( 05/03/2007 22:48)
mahagaga ihany
ity madagasikaran'ilay 8, na i ra8land!! konstity teny frantsay NY antokony miady antrano Na ny bokin'ny communen'Antananarivo aza dia teny frantsay?? asa angaha, vazaha frantsay angamba ireo gas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 07:55
bazylou ( 05/03/2007 22:43)
2-2 ny baolina
ajesaia vs ismailia,, toa ratsy ny probabilite ny match retour na dia mikiry ny haharesy aza ny gasy..... tohiny
Zina ( 05/03/2007 21:37)
Sary
Nahita ny sarin'i Mandrak t@ mbola kely aho dia lasa ny eritreritro oe ary maninn raha ny sary t@ bolakely daholo ndray no apetaka atsy @ sary atsy e? ny hevitrareo?????... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 07:51
Faribolana ( 05/03/2007 19:48)
Bedy
Mba mila ny tononkiran'i Rebika hoe "Bedy"(l) anie azafady izay mahalala e! Misaotra indrindra!... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 22/03/2007 19:23
rakaroka ( 05/03/2007 19:29)
"fahaiza-mitia"?...
Ohatr'izao ve?...:*:*:*:*8O8O:lol::lol::-D:-D sa ahoana?...:?::?::?::?:... tohiny
novalian'i cute ny 26/05/2007 06:45
ilanto ( 05/03/2007 15:37)
INONA NO ATAO HEO TANINDRAZANA? Fitiava-Tanindrazana ve?
Maha lasa saina ihany indraindray ny zava-nisy iainatsika Malagasy hatramin'ny nahazoana ny fahaleovan-tena. Be no milaza ho tia Tanindrazana, nefa na ny faritany na tany niaviana aza tsy heveriny ako... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:13
tanainlove ( 05/03/2007 15:12)
voan'io mycoses io koa aho
izaho koa dia voan'io mycoses io ry azarro fa dia tsy mety afaka tsara mitsy,haiko daolo reo medic ampiasainao reo,satria efa nomeny doc ahy zay gynéco malaza mahay eto tana eto.Miverimberina fona de... tohiny
salmo1 ( 05/03/2007 14:48)
ilay madama science-nat
Tadidiko t@ izaho 6ème. Hoy ilay madama t@ zay. Androany isika hianatra ny mombany oe: LE CORPS HUMAIN. Nasainy ilay madama nakeny aloha aho. de naka mpianatra vhv anakiray lay madama de hoy izy t@... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:46
Fiffi ( 05/03/2007 14:06)
Les aides aux sinistrés affluent.
Tonga daholo hono zao nyfanampiana avy @ firenen-kafa hanampy an'i madagasikara t@ ireny nahazo azy ireny ....(miala tsiny fa @ teny frantsay) Réception samedi dernier des dons du Royaume du Mar... tohiny
sakaizakely ( 05/03/2007 14:05)
Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony
Ito no nasaiko hovidiany [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/1858/03002by1.jpg[/IMG][/URL] Dia ito no nentiny avy any [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img... tohiny
novalian'i Mitah ny 05/06/2007 15:39
patiadietrich ( 05/03/2007 13:36)
toly jean luc ....misaotra mama
Merci de bien vouloir m'adresser les paroles de cette chanson si vous l'avez. encore merci... tohiny
novalian'i EncoRama ny 06/03/2007 20:59
bibiango ( 05/03/2007 13:34)
N y vehivavy mangataka.....
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny vehivavy indray no mangataka firaisana ara-nofo? Tsy misy olana ve izany eo amin'ny fomba fisainana(ami'ny ara-panahy), sa ve tena mitovy zo @ lehilahy izy amin'io res... tohiny
novalian'i Kwasi ny 09/03/2007 02:22
ronaldo09 ( 05/03/2007 13:34)
Eto'o sa Drogba ?
O ry mpitia ny baolina kitra a!Be ny resaka mandeha fa tsy tokony ho i Drogba mihitsy no ho mpilalao mendrika aty Afrika fa i Eto'o Za anefa miteny fa i Drogba no hitako mahay noho i Et'o!Nefa moa s... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/03/2007 10:46
exdadabe ( 05/03/2007 12:58)
aiza i diamondra27 ?
mba nakaiza aza i diamondra27 :cry:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:18
Bita ( 05/03/2007 12:20)
Vololonô
Hitako ianao omaly e! teny antratran-dry zalahy fantatro fa falifaly ........... Dia mba ampireveo indray ary ny akama. Mandram-panoratra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8591