"fahaiza-mitia"?...
1. rakaroka
(
05/03/2007 19:29)
Ohatr'izao ve?...:*:*:*:*8O8O:lol::lol::-D:-D
sa ahoana?...:?::?::?::?:
sa ahoana?...:?::?::?::?:
novalian'i cute ny 26/05/2007 06:45
3. Stretch
(
05/03/2007 20:06)
Amiko aloha ny mitia de tsy colé serré ôtrizao e.
le izy refa tsitako elaela iny mamy angé zany e!
na:* ray fotsiny azany tena matsiro ôtran'ny :-w
tsy misy teny mahalaza azy.
:wink:
le izy refa tsitako elaela iny mamy angé zany e!
na:* ray fotsiny azany tena matsiro ôtran'ny :-w
tsy misy teny mahalaza azy.
:wink:
4. fasaly
(
05/03/2007 20:13)
tsy otran'io ny fandehany refa mahay mitia
otrzao no izy:-*(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):*:*:*:miam::miam::miam::miam::b=((=((:snif::snif:
otrzao no izy:-*(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):*:*:*:miam::miam::miam::miam::b=((=((:snif::snif:
6. sakaizakely
(
05/03/2007 20:37)
fasaly ity tokoa tena mahay mitantara an ! Tena voalazanjy dol, fa hadinonjy nanisy fo kely taorinan'le mangamanga ranomaso, le rehefa miombona iny, dia miverina otran'ny tam voalohany ihany.
8. simplex
(
05/03/2007 20:51)
sahirana mafy mintsy ny saiko mieritreritra ny mety ho dikan'ity:
:roll:
fasaly:
:miam::miam::miam::miam:
:roll:
9. kelly13
(
05/03/2007 20:53)
hay v zao no atao hoe "fahaiza-mitia" e, eishyyy, tsy mahay mitia za zany hé hé hé
14. sitlo
(
05/03/2007 21:16)
:-D
taiza koa no nahitanao an'izany rekany izany, nga mba efa nanandrana nivarotra saribo
taiza koa no nahitanao an'izany rekany izany, nga mba efa nanandrana nivarotra saribo
16. sitlo
(
05/03/2007 21:28)
kay tsy rekany ihany nge i kelly13 izany eh! kay izy nanaraka tao ambadika tao ihany. ;-)
17. fasaly
(
05/03/2007 21:47)
simplex: aza misahirana lavitra fa mifampihinana io e!:-D:-D:-D
sitlo: ampahafirin'i tantara antsary vitan'ny sitlo bik zany!:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
sitlo: ampahafirin'i tantara antsary vitan'ny sitlo bik zany!:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
18. fasaly
(
05/03/2007 21:48)
booboo ka ilay hoe:twisted: efa tena garvy lotsa ny sitiation amin'io izay no tsy nanasivako azy e! raha izao no fandehany de ho tafiditra ao dool ny sary kely raha izany:-D:-D:-D
19. fasaly
(
05/03/2007 21:50)
sakaizakely: ka tantara mitohy nge io miverimberina eo foana ireo e! mifakatia de miady de mitomany de mimbona mifakatia be njay de toy izay hatrany:?:°):-P;-)
20. simplex
(
05/03/2007 21:55)
:miam: maraina
:miam: atoandro
:miam: hariva
:miam: alohan'ny hatory
adino ny ^:^ alohan'ny sakafo :@:@
:miam: atoandro
:miam: hariva
:miam: alohan'ny hatory
adino ny ^:^ alohan'ny sakafo :@:@
