"fahaiza-mitia"?...
21. Stretch
(
05/03/2007 22:04)
mifankatia
miady
de miombona
mifankatia
miady
de miombona
chaque jour c'est la mm chose ô ô
chaque jour la mm histoireee ô ô
de ny hiafarany. . .
kadradraka matavy
tsisy ati doha
sari bakolin'ny ntaolo
ndana ndana mandé any
sao de ataokooooo
ndana oa
ndana sô de felahako ny...
Ramboatina Etienne.
Bouboul.
Mbola mihira v ry reto io rangà io.
Fenoy le hira ra misy mahay ô !
24. Stretch
(
05/03/2007 22:44)
ny andry fiffi zany ka lafatra e !
manga fôna ve rangà ny lanitra.
ny a klou tiko ko le avy midy iny an !
:twisted: :twisted:
de le mahita azy tezitr'iny de efa tapaka tsi kelikely ny tsinaiko . . .
fa avy avy eo miombona fa fitiavana beuuuu
:-P
tsy taka danitra.

27. rakaroka
(
06/03/2007 08:14)
mais c'est de l'ordinaire:-w:-w:-w:-$
Tsy misy lé "grande Surprise" tahaka ny déclaration d'amour sur l'écran "Géant" de la salle de cinéma hoe
eo imason'ny rehetra mihitsy no hi-DRA-DRA-DRA-DRA
fa tia :(l)(l)(l):*:*:*(l)(l)
Tsy misy lé "grande Surprise" tahaka ny déclaration d'amour sur l'écran "Géant" de la salle de cinéma hoe
eo imason'ny rehetra mihitsy no hi-DRA-DRA-DRA-DRA
fa tia :(l)(l)(l):*:*:*(l)(l)
28. rakaroka
(
06/03/2007 08:18)
Stretch:
mifankatia
miady
de miombona
mifankatia
miady
de miombona
chaque jour c'est la mm chose ô ô
chaque jour la mm histoireee ô ô
de ny hiafarany. . .
kadradraka matavy
tsisy ati doha
sari bakolin'ny ntaolo
ndana ndana mandé any
sao de ataokooooo
ndana oa
ndana sô de felahako ny...
Ramboatina Etienne.
Bouboul.
Mbola mihira v ry reto io rangà io.
Fenoy le hira ra misy mahay ô !
Oadray! coincidence koa miresaka an'i Bouboul ianao:
mpianany aho, mbola velona izy ka: mifankahazo Bbbe izahay... saingy any Dago mipetraka ao Anosy izy fa tsy aty, dia tsy haiko loatra io hira io fa hira hafa no nadikany nomeny ahy!...
29. Stretch
(
06/03/2007 08:28)
efa refrain io , fa lavalava ihany izy io ,
fa matsikaiky, fa tena mbola kely ko a no nahenoko an le hira ka fatsiarovana manjavozavo fotsiny.
:wink:
fa matsikaiky, fa tena mbola kely ko a no nahenoko an le hira ka fatsiarovana manjavozavo fotsiny.
:wink:
30. rakaroka
(
06/03/2007 09:29)
Stretch:
efa refrain io , fa lavalava ihany izy io ,
fa matsikaiky, fa tena mbola kely ko a no nahenoko an le hira ka fatsiarovana manjavozavo fotsiny.
:wink:
Ny nohiraiko niaraka taminy hoe
"Mbola tiako dé tiako ianao
Na ...ela aza no nahalalako anao
t@ izay fotoana izay : Fitia vao
Anefa tsy niova izy hatramin'izao!"
31. sakaizakely
(
06/03/2007 14:30)
Tsay tsay tsay Rakaroka an !
Na tsy fantatro aza ilay hira,
ilay tonony fotsiny d'efa mampientana ny foko =((
Na tsy fantatro aza ilay hira,
ilay tonony fotsiny d'efa mampientana ny foko =((
34. rakaroka
(
06/03/2007 19:48)
:lol::lol:hi!hi!hi!:lol::lol:
Mba "koumiky":lol::lol::lol: koa 'gné 'reto namana serasera 'reto.
Dommage in-embrasseable 'nareo raha tsy amin'ireto sary roa ireto::-*:* sady ny tsy itiavako mihaona
tsy hanao toa ilay namana izay; "raiki-pitia" t@
namana niserana izay izy, dia nangatahany sary io:
vao niha "BABO" tanteraka ny "Fo aman-panahy" nony nifankahita anefa Hay fohy kely hono...voatsikera daholo!:lol::lol:

36. Stretch
(
06/03/2007 21:58)
:-P
iza amn'io le fohy ky ry rakaroka ?
le bandy zay :-w
loza ko zany , nefa zay le sipa en plus oe mba hanao metimety de navôka le kiraro avo matsiko lo an'i bebe rangory.:-D
day. giiiravy.
iza amn'io le fohy ky ry rakaroka ?
le bandy zay :-w
loza ko zany , nefa zay le sipa en plus oe mba hanao metimety de navôka le kiraro avo matsiko lo an'i bebe rangory.:-D
day. giiiravy.
37. sitlo
(
06/03/2007 22:53)
Dia tonga marina ve ry Rakaroka dia kivy be le bandy nahita an'ilay sipa fohy kely na dia nanao kiraro avo matsiko lo an'i bebe Rangory aza izy? :wink:
38. Stretch
(
07/03/2007 07:11)
aiiii . zay tondé mandray decision eo oe , le sipa ny fohy kely.
nefa rakaroka mbola tsy nilaza akoriny.
fa giiiiravy ko lo oe le bandy 1m90
de le sipa 1m45.
misy ranga 1m90 zay manko mpiray tanana amnay eto ka refa le sendra mifanotsaka manao aôna tompoko aminy iny de hitako difitra mintsy a nefa a mba misy azo atokona iany fa tsy 1m50.
:-D

39. Fiffi
(
12/03/2007 08:01)
rakaroka:dainnn kosa eh ! fa nga kosa de ny halavan'le olona no jerena fa tsy le fitiavana ? :roll:
dia nangatahany sary io:
vao niha "BABO" tanteraka ny "Fo aman-panahy" nony nifankahita anefa Hay fohy kely hono...voatsikera daholo!:lol::lol:
40. Vahinala
(
12/03/2007 21:27)
Stretch:
Amiko aloha ny mitia de tsy colé serré ôtrizao e.
le izy refa tsitako elaela iny mamy angé zany e!
na:* ray fotsiny azany tena matsiro ôtran'ny :-w
tsy misy teny mahalaza azy.
:wink:
No comment tena marina io.

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0049.gif[/IMG]