"fahaiza-mitia"?...

41. domy ( 07/04/2007 10:26)
Maanôna daholo aloh eh! hitanareo tsy- misy mahay mitia nareo ,fa zao tsy mifampihataka ,hafanana, mifampisafosafo ,de ao ,tsara ,sy fy ery, tena mitelina tsara
42. Tinaniaina ( 07/04/2007 12:54)
domy:

Maanôna daholo aloh eh! hitanareo tsy- misy mahay mitia nareo ,fa zao tsy mifampihataka ,hafanana, mifampisafosafo ,de ao ,tsara ,sy fy ery, tena mitelina tsara


Marina ny an'ela fa toy izany koa ny ahy mahay maka fihany tsara rehefa eo anilany misafosafo,orokokoroka,sns:*
43. cute ( 26/05/2007 06:45)
rakaroka:

:lol::lol:hi!hi!hi!:lol::lol:
Mba "koumiky":lol::lol::lol: koa 'gné 'reto namana serasera 'reto.
Dommage in-embrasseable 'nareo raha tsy amin'ireto sary roa ireto::-*:* sady ny tsy itiavako mihaona
tsy hanao toa ilay namana izay; "raiki-pitia" t@
namana niserana izay izy, dia nangatahany sary io:
vao niha "BABO" tanteraka ny "Fo aman-panahy" nony nifankahita anefa Hay fohy kely hono...voatsikera daholo!:lol::lol:


taiza koa izany histoirenao izany e?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0371