Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 03/03/2007 00:43)
fotsy fijery!!
Misy olona tsy mahita hafa tsy fotsy ary manery ny manodidina azy hahita fotsy!! Misy olona manenjika satria tsy tia ho fotsy ohatra azy ny manodidina azy! Misy fotsy mamotsifotsy rora sy soratra sa... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:19
fijo ( 02/03/2007 22:26)
ny mpanao gazety
vao namaky tribune androany ao,dia gaga fa nisy fanampiana nomen'ny amrikanina,ka dia voalaza fa ONG amerikanina no hiandraikitra izany.tsy misy kianina.fa ny mahagaga ahy dia ny filazan'io gazety io,... tohiny
rakaroka ( 02/03/2007 21:06)
Inona no tianareo?...
Inona ary no tsara : Tia olona? sa Tian'olona?... (tsy ampiasaina "sady" eto @ "exam" ity an sao misy fetsifetsy!):lol::lol::-D:-D:-D... tohiny
novalian'i dadie ny 08/03/2007 19:17
bazylou ( 02/03/2007 18:51)
kostity
Projet de révision de la Constitution - Les grandes lignes Mis en ligne le 2/03/2007 Le projet de révision de la Constitution à soumettre au référendum du 04 avril est sorti en annexe du d... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:20
Bakobako2 ( 02/03/2007 18:46)
Visa permanent.
Miarahaba antsika rehetra. Mipetraka efa naharitraritra ihany teto SUISSE izahay. Misy milaza ny ankizy fa afaka mahazo visa permanent hivezivezena amin'ireo pays EU ny gasy eto. Permis B no hipe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 07:48
salmo1 ( 02/03/2007 18:19)
La bea (ilay vhv tsy mahita masoandro mihiratra)
Fiainana ve izao @ vhv:?: http://www.youtube.com/watch?v=RwiVUNrH8qM&mode=related&search= indrindra fa ao @ ilay [b]minitra 06:45[/b] (raha tsy de mavoa español enao jereo ny sary)... tohiny
clarrydimbisoa ( 02/03/2007 15:39)
fomba atao mi-cracker logiciel?
Bonjour daholo, Tena tsy mety hitko mihitsy ny fomba atao raha te hi-cracker logiciel arala ilay fitenin'ny informaticien ankehitriny. Sao dia mba misy afaka manoro. Merci d'avance de répondre.:cr... tohiny
ari.malala ( 02/03/2007 15:07)
fako
tena tsy misy azon'ny CUA atao mintsy ve momba ilay fako b etsy Ambohijatovo eo am arrêt 117, fa tena mahatsiravina b, mivangongo be ilay izy, sady refa le mbola tsyfeno ny taxiB d feno lalitra marik... tohiny
novalian'i dadie ny 28/03/2007 18:19
ari.malala ( 02/03/2007 14:55)
mbola Bodo iany
tena efa nitady tao am tononkira za vao sahy nangataka teto, ny lohateniny koa tsy tadidiko, fa ilay hoe "ny andro maizim-bava vilany ny fiarahana tena mamy fa sy maintsy hisaraka eto izaho maik... tohiny
novalian'i dadie ny 02/04/2007 08:36
xxx ( 02/03/2007 14:49)
I love you
ty ny fokoooooooo! omeko anao... ze t aime be , fitiavana e! ....... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 20:30
xxx ( 02/03/2007 14:40)
ahoana no ahitana gisa mainty?
Azafady, Gisa ilain- dra8 mantsy izy io ka mba omeo soso-kevitra izay mahita! Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tynah ny 11/05/2007 19:10
xxx ( 02/03/2007 14:32)
mitady mpanjaitra atody za-draharaha...
karama mahafa-po, miampy fanampinkarama, fiara, trano tél : 034 01 666 69 ... tohiny
tigrenoir ( 02/03/2007 14:32)
fangatahana tononkira
mba mangataka ny tononkiran i Marion vol2 azafady ra mba misy manana.c est une question de vie ou de mort:D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 16:58
salmo1 ( 02/03/2007 12:22)
Rehefa mintsangatsangana lavitra @ groupe
Tokony. Tsy hisaram-pandriana ny vhv @ lhl. :!::°) ... tohiny
novalian'i pissoa ny 04/03/2007 20:24
xxx ( 02/03/2007 12:06)
Fanatanjahan-Tena...
Ahoana no atao raha te-hitanjaka...[img]http://[/img]=))=)): =))=))=))... tohiny
Mandefitra ( 02/03/2007 11:40)
Fanambadiana Kristianina
Niaraka 10 taona teo le cousin ko sy le vadiny samy hafa finoana (samy ffkm) vao nivady.5 taona taorin'izay nisaraka, niteraka lahy kely iray efa mianatra, ary anisan'ny vavolombelona t@ mariazy ny te... tohiny
novalian'i paris10 ny 15/03/2007 20:38
vona ( 02/03/2007 07:59)
mba mangataka eh !!!!
salut daholo ô!!! Afaka mangataka ilay tonon-kira an'i Tovoj'hay lé hoe "fihin-tanananao" ve azfady dia misaotra mialoha an!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 08:14
haj2andri ( 02/03/2007 07:12)
vazon'ny mpandalo an'i Njakatiana
ze manana mba alefaso @ haj2andri@gmail.com merci... tohiny
ftma ( 02/03/2007 00:29)
Namana
Jereo anie ity clip ity fa misy namana tena mahafinaritra ato amin'ny serasera na dia mbola vaovao aza :wink: http://www.youtube.com/watch?v=m3lxbrLB6NI... tohiny
novalian'i dadie ny 08/04/2007 15:25
xxx ( 01/03/2007 18:42)
Fianan-dreliziozy
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza ary anisan'ny mampitaraina ny maro hono ny miara-monina amin'ny les Italiens ......Marina ve izany O... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4895