fomba atao mi-cracker logiciel?

1. clarrydimbisoa ( 02/03/2007 15:39)
Bonjour daholo,
Tena tsy mety hitko mihitsy ny fomba atao raha te hi-cracker logiciel arala ilay fitenin'ny informaticien ankehitriny. Sao dia mba misy afaka manoro.
Merci d'avance de répondre.:cry::):lol:(l)Merci
Clarry
2. Jokera ( 02/03/2007 16:45)
tu clique dessus et il te donne les indications
3. Jokera ( 02/03/2007 16:48)
tu cliques dessus et il te dit comment faire.
4. Vaika ( 02/03/2007 18:16)
Eto aloha jerena dia soupeser-ho tsara ny pour sy ny contre sao dia le jeu ne vaut pas la chandelle :

http://forum.zebulon.fr/index.php?showtopic=93281
5. sitlo ( 03/03/2007 05:15)
raha tsy connecter amin'ny internet ny ordi dia tsy maninona ny mikraky fa raha connecter (indrindra fa any andafy) dia sady mora tratran'ny tompony (sazy mamay be) no mety ataken'ny virus.

Ny logiciel rehetra dia tsy mitovy ny fomba fikrakena azy. Rehefa mahita crak ianao dia tokony misy manuel miaraka aminy. Ohatra: ao ny crack numero de serie(sn), ao koa ny patch ... Raha mampiasa crack ianao dia farafaharatsiny asivo firewall ny matosy. (Zonelab no firewall malaza fampiasan'ny alemanina sy ny amerikanina sasany) Dia amin'izay fantatrao ny zavatra rehetra miditra sy mivoaka ao amin'ny ordianao. Fa ny tena tsara dia aza conectena tsotra izao.
ny fomba fanamboarana crack
Tandremo koa fa ny crack sasany raha vao mahita connection dia mandefa ny sn-nao any amin'ny mpanamboatra azy. Ohatra hoe manana photoshop original miaraka amin'ny sn ianao dia tia hikrack 3ds max. Dia iny crackn'ny 3ds max iny no mandefa ny sn-photoshopnao any amin'ny internet any. Dia any aoriana any ianao aza gaga raha mahita ny licence photoshop-nao ampiasain'ny olona hafa.
Misy koa anefa ireo coco be miala voly manamboatra crack fotsiny.
6. sitlo ( 03/03/2007 05:30)
ps: ho valin'ny nalefan'ny vaika. Betsaka ny crack tena crack fotsiny fa tsy virus ohatra an'io.
7. DotMG ( 06/03/2007 07:16)
Sa ilay fomba atao hi-crackena logiciel mihitsy no tena mahaliana an'i clarrydimbisoa? Izany hoe tsy ilay mampiasa crack efa vitan'ny olona fa ilay hoe ianao mihitsy no mamorona ilay crack?

Izaho mantsy efa nanandrana nanita-tsaina tamin'ny ficrackena logiciel. WinDasm sy HexWorkshop no nampiasaiko. Efa nahavita ni-cracker logiciel 2 aho (nanandrana teo @ 15 teo ho eo fa ireo 2 ireo ihany no vita.)
Asa mazana be ny mi-crack dia mila fahaizana langage de programmation assembleur.
8. clarrydimbisoa ( 06/03/2007 07:31)
Bonjour à tous,
Misaotra betsaka amin'ny fanazavana sy toro-hevitra.
Marina ny an'ny an'i Vaika fa mila mailo, saingy toa mahaliana ihany ilay izy indrindra amin'ny matosy tsy misy connection. Eo ihany koa ilay lazain'i DotMG fa ilay fomba mi-cracker mihitsy no tsy mazava, ohatra hoe misy logiciel eo amin'ny tena de inona no atao raha sendra an'ilay delais d'essai iny?
Merci d'avance!
9. DotMG ( 08/03/2007 08:05)
Ny tsotra indrindra aloha dia mitady crack @ net ihany e! Io no tsy mandany vola kokoa satria raha isaina ny herinaratra lany manandrana mi-cracker, lafolafo ihany. Na mahita serial ianao dia atsofoka fotsiny iny dia vita, raha toa ilay rindrankajy misy an'ilay safidy hoe REGISTER, izay fampidirana ilay code. Misy ny version d'évaluation sasany anefa mila désinstalléna rehefa tapitra ny période d'essai dia maka version complet hafa mihitsy.
Misy indray ny crack fichier exécutable .exe no omeny, miaraka @ torolàlana fampiasana azy. Ohatra hoe iny no asolo ilay .exe efa misy ao anaty ordi-nao, na iny no lancéna dia manome ny serial-nao izy. Io no misy risque @ virus na tsy connecté aza. Matetika aloha virus tsy manimba zavatra fa miandry ny fotoana maha connecté an'ilay machine fotsiny.

Ny fomba fi-crackevana hampiasana ati-doha indray dia mitadiava aloha cours de crack @ Net, dia ampiharina iny. Araka ny efa voalazako dia kely ny chance hahavitana an'io, ary ny logiciel amateur ihany no mety ho voanao amin'io fa ilay logiciel ngezabe ireny koa angamba efa manao anti-crack.
10. clarrydimbisoa ( 09/03/2007 09:16)
Misaotra betsaka an'i DotMG tamin'ny fanzavana.
Clarry
11. xxx ( 15/03/2007 00:52)
Sarotrarotra ihany aloha ny micrack izany fa tena mila mandany andro maromaro vao mahavita

fa ity misy moyen simple:

telechargeo BitTorrent (version 5.0.7 izao no farany)

avy eo jereo @ty adresse ity izay ilainao http://thepiratebay.org/

1) telechargeo aloha ilay fichier ilainao
2) clic 2x @le fichier nazonao, de vita!

Fa tandremo ihany, mila matanjaka tsara ny protection-nao toy ny firewall ohatra sy ny antivirus, antispy sns sns

de mazotoa (tandremo ihany ny indigestion fa mirisk foana ianao rehefa misurf):wink:
12. HectorBlood ( 05/04/2007 07:35)
Mianatra mafy mianatra tsara mazoto mianatra ny Assembleur vao mahatafavoaka mikraky lozika zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848