ny mpanao gazety

1. fijo ( 02/03/2007 22:26)
vao namaky tribune androany ao,dia gaga fa nisy fanampiana nomen'ny amrikanina,ka dia voalaza fa ONG amerikanina no hiandraikitra izany.tsy misy kianina.fa ny mahagaga ahy dia ny filazan'io gazety io,fa tsy nisy nanatrika ny mpitondra gasy."satria raha ny tian'io gazety io lazaina dia hoe satria tsy ny fanjakana gasy no asaina miandraikitra ilay izy dia midongy ny fanjakana"dia lzainy ao moa fa tsy nanatrika tao ny minisitry ny varotra.....ô ry mpanao gazety ô,mba asio fanadihadiana vao milaza zavatra.aiza ny minisitry ny varotra amin'izao fotoana izao????
izay ihany no hitsikeran'ny olona ny gazety,de avy eo mitaraina fa hoe bedesina.nefa ny asa tokony hoatao aza tsy atao.
fanamarinana kely fotsiny no ilaina dia vita
2. bazylou ( 03/03/2007 00:33)
mino an'ilay 8 dia voamarina io:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol:
3. fijo ( 03/03/2007 05:22)
tsy mamale elahy izany ko
4. patrick2002 ( 03/03/2007 15:20)
Aoka kosa aloha hazava ,fa ny mpitondra dia tena mialona ny ONG mihintsy ,tsy an'izao fotoana izao ihany ,fa nany mpitondra taloha aza .
Aoka hazava fa matoa ny communnauté international tsy matoky mpitondra afrikanina fa aleony mi-financé ONG ,dia ao raha.
Tokony hahavita zavatra betsaka ny mpanao politika afrikanina raha te hanao ,fa ny politika-politisianina ,no manjaka rehefa mahazo toerana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.245