La bea (ilay vhv tsy mahita masoandro mihiratra)

1. salmo1 ( 02/03/2007 18:19)
Fiainana ve izao @ vhv:?: http://www.youtube.com/watch?v=RwiVUNrH8qM&mode=related&search=
indrindra fa ao @ ilay minitra 06:45
(raha tsy de mavoa espaƱol enao jereo ny sary)
2. Fiffi ( 02/03/2007 21:07)
tsy misokatra....
3. sakaizakely ( 03/03/2007 09:51)
l'habit fait le moine izany kou. Any amintsika tena mbola feno an'io koa.

Raha vao ratsiratsy sy migodragodra dia voasongon'ny olona no sady odiantsy jerena.

Hoy aho hoe manitsaha raha tsy te ho voahitsaka. Lesona azoko taty io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0838