mbola Bodo iany
1. ari.malala
(
02/03/2007 14:55)
tena efa nitady tao am tononkira za vao sahy nangataka teto, ny lohateniny koa tsy tadidiko, fa ilay hoe
"ny andro maizim-bava vilany
ny fiarahana tena mamy
fa sy maintsy hisaraka eto
izaho maika hamonjy ny akany
ianao koa torak'izany
ka tsy maintsy hisaraka eto
ny diavolana ho lava ny niarahana natao
mbola haverina eto indray any aoriana
fa ny anio, ho tapitra hatreo hoenti-matory
ho nofisina
satry hiaraka iany, malaina ny hifandao
dia ny andininy manaraka n omba angatahak oraha mety azafady e! dia misaotra mialoha e!
"ny andro maizim-bava vilany
ny fiarahana tena mamy
fa sy maintsy hisaraka eto
izaho maika hamonjy ny akany
ianao koa torak'izany
ka tsy maintsy hisaraka eto
ny diavolana ho lava ny niarahana natao
mbola haverina eto indray any aoriana
fa ny anio, ho tapitra hatreo hoenti-matory
ho nofisina
satry hiaraka iany, malaina ny hifandao
dia ny andininy manaraka n omba angatahak oraha mety azafady e! dia misaotra mialoha e!
novalian'i dadie ny 02/04/2007 08:36
2. xxx
(
02/03/2007 18:44)
ny zavatra atomboka rehetra
dia tsy maintsy hifarana ihany
ka aza ataonao mahaketraka
izaho maika hamonjy ny ankany
ianao koa torak'izany
fa any aoriana hihaona ihany
ny diavolana.........
dia mazotoa mvazo ari.malala :wink:
dia tsy maintsy hifarana ihany
ka aza ataonao mahaketraka
izaho maika hamonjy ny ankany
ianao koa torak'izany
fa any aoriana hihaona ihany
ny diavolana.........
dia mazotoa mvazo ari.malala :wink:
4. mmimi
(
05/03/2007 11:52)
ny zavatra atomboka rehetra
dia tsy maintsy hifarana ihany
ka aza ataonao mahaketraka
izaho na dia toa hitomany
Tsiky no asoloko izany
fa any aoriana hihaona ihany
ny diavolana.........
Misy fanitsiana kely fotsiny io e!
:}
dia tsy maintsy hifarana ihany
ka aza ataonao mahaketraka
izaho na dia toa hitomany
Tsiky no asoloko izany
fa any aoriana hihaona ihany
ny diavolana.........
Misy fanitsiana kely fotsiny io e!
:}
5. ari.malala
(
05/03/2007 12:18)
Misaotra betsaka e! misaotra betsaka ry reto a! :-*:-*:-*
xxx>>fa manin no manao xxx nefa manome tononkira?;)
xxx>>fa manin no manao xxx nefa manome tononkira?;)
