Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rambla ( 01/03/2007 09:38)
rasazy
refrain: ikoto sa ikala, iza no mahalala mety ho iray mety hoa, tiako avokoa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 10:06
salmo1 ( 01/03/2007 09:37)
Izay hinoany no eritreretiny hinoantsika
Fiangarana no betsaka sady tsy misy fifanajahana @ finoany hafa. Ny fiangonana METM izany ôtrany oe: tsy misy any Mscar. :-D:°):-P... tohiny
novalian'i salopard ny 01/03/2007 12:44
hery ( 01/03/2007 09:17)
Aza mitsahatra mamafy.
Tadidinareo ilay [url=http://baiboly.org/toko.asp?boky=Marka&Toko=4]Mpamafy nivoaka hamafy[/url]? Amin'izao fotoana izao angamba dia io no tena tokony hataon'ny mpino. Mamafy... ary tsy mitsahatra mam... tohiny
xxx ( 01/03/2007 08:56)
9000fmj sy 12000fmj
ahoana ry reto ity vidim-bary ity fa tena tsy araka intsony a, isakiny hariva handeha hatory za vao mba minana vary kely, ny karama sarak'antsaha aty aminay 6000fmj/j mila vahaolana e... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2007 14:01
fasaly ( 01/03/2007 07:39)
fitiavana
raha ianareo no mifidy! matetika miseho anefa ilay tranga roa manaraka ireto: - mpinamana be dia lasa mpifakatia be sa - mpifakatia dia lasa mpinamana be avy eo samy tsy misy maharatsy azy ireo sat... tohiny
novalian'i bozylove ny 30/03/2007 19:53
Fiffi ( 01/03/2007 07:21)
Annif 31 Fevrier ?
heu.....somary gaga hiany zah mahita an'ity: kinaoly(30/2) simplex(30/2) Gassla(30/2) Nayssa(30/2) bogosssy(31/2) belaza(31/2) jp(31/2) aandrian(31/2) cooper(31/2) ... tohiny
novalian'i pissoa ny 05/03/2007 16:24
sabiv ( 01/03/2007 07:04)
manahoana daholo aloue!!
mbola vcaovao alou ny tena ka tsy mbola misy ambara :D... tohiny
novalian'i nathie86 ny 08/03/2007 13:56
fijo ( 01/03/2007 05:30)
ny mpitory
za dia nianatra tao amin'ny sekoly "notre dame" tao mahajanga.i frere paul moa no mpamianatra anay tamin'izany.ary za dia navelany hivoaka isaky ny manao le fivavahana isamaraina.(satria tsy nafeniko ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:23
sitlo ( 01/03/2007 05:09)
ebook ho an'ny siantifika
Tsy haiko ianareo raha naharaka ilay page web rosianina lib.org.by misy boky sciansa (math, fizika, electrical engeneering) gratos iny. Fa ohatra ny nisy nisaboty ilay izy dia tsy ny boky telecahrgena... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 08:36
Solitikabe ( 01/03/2007 03:32)
mainty fijery
Salama daholo eh Misy olona mainty fijery, ka tsy mahita noho ny jamba. Fa mirary loza noho ny varatra ary miantso atambo noho ny havandra. Ka mampifendrofendro fahavaratra. Nefa tsy mahailika taian-... tohiny
novalian'i Robert ny 01/03/2007 22:37
bazylou ( 01/03/2007 02:31)
efa makaleo fa aleo hiaritra eo ny nifidy azy
""Fa nahoana no association vahiny daholo no mikarakara ny malagasy sahirana? Ny kere izao vao hita tamin'ny tf1 nandefa gonim-bary ny aty france isaky ny fianakaviana.Tsy anjaran'i Ravalomanana ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:36
fijo ( 28/02/2007 23:14)
fanamby hoanareo mpino
izao ary ry zareo mpino an. hanao loto europenaina aho.koa satria hoy ianareo hoe ny vavakareo no nampiova ny lalan'ny rivodoza tsy nankany mada,dia mivavaha koa ary ahazoako amin'io loto io.fa raha ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:21
Rasiligaoma ( 28/02/2007 22:32)
Fa maninona tokoa
Fa ahoana tokoa ny "kristianina sasany" rehefa liberal ianao na tsy mitovy fisainana sy foto kevitra aminy dia tonga dia tsarainy ho "antikrista"? dia rehefa anontaniana izy hoe kristianina inona ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2007 05:11
fasaly ( 28/02/2007 21:46)
bio
de aon ndray ry zavavy isany ity akanjo, bio sy kiraro bio ity a!:roll::roll::roll::roll: zipo kely na top kely na pataloha kely bio hono à partir ny 100 euro ka hatram 300 euro no vidiny, mbo kozy ... tohiny
xxx ( 28/02/2007 20:03)
le bain d'huile
bonjour daholo sao mba misy mahay le fanaovana bain d'huile otran'ny any dago ireny mba omeo r7 o misaotra mialoha... tohiny
novalian'i voara ny 26/03/2007 07:57
salmo1 ( 28/02/2007 19:53)
lohahevitra Tetsy sy Teroa
Inn ny dikany oe: TETSY sy TEROA? ... tohiny
novalian'i belaza ny 06/03/2007 17:42
Fiffi ( 28/02/2007 18:28)
Hono hoa......
Hono hoa ry namana mahafantatra ny lalana any dago: -azo hatao ve ny hiditra ho mpifaninana amin'ny filatsahana depiote raha olona efa niditra am-ponja ? efa voaheloka ? zany hoe gaga hiany za... tohiny
salmo1 ( 28/02/2007 18:01)
zay tinareo?
Ratsy anga lay fanontaniana teo? ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 14:05
xxx ( 28/02/2007 17:19)
mila torohevitra
mba manontany anareo vhv inona kay no fomba atao mba ampangeza nono ,mba atoroy hevitra fa tena menatra be za rehefa manao décolté ireny ohatra, merci daolo :(... tohiny
novalian'i pissoa ny 03/03/2007 11:24
xxx ( 28/02/2007 17:09)
souplesse n'i mompera
Ilay mompera izany tsy manao n'inon'inona ao ambany soutane. Dia nandeha nankeny amin-dry masera , nandeha motosikleta Tonga teo an-tokotany, dia nahatazana maserea maromaro dia tonga dia nizesta b... tohiny
novalian'i Zina ny 02/03/2007 20:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.273