ebook ho an'ny siantifika

1. sitlo ( 01/03/2007 05:09)
Tsy haiko ianareo raha naharaka ilay page web rosianina lib.org.by misy boky sciansa (math, fizika, electrical engeneering) gratos iny. Fa ohatra ny nisy nisaboty ilay izy dia tsy ny boky telecahrgena no azo.

Ity misy hafa vaovao preterhuman.net/texts/sciences_and_technology, fa boky fizika no tena betsaka.
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 08:36
2. Stretch ( 07/03/2007 08:36)
misaotra anao ramosé fa nahita ny text
construction project atomic bomb
aho.
fa ny pratikum sisa no ho eritreretina.

sixt.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6002