lohahevitra Tetsy sy Teroa

1. salmo1 ( 28/02/2007 19:53)
Inn ny dikany oe: TETSY sy TEROA?
novalian'i belaza ny 06/03/2007 17:42
2. xxx ( 28/02/2007 20:05)
Ndana miverina ho malagasy dia ho hitanao ny dikany!!:lol::lol::lol:=))
3. xxx ( 28/02/2007 21:45)
k'efa hoe TETSY SY TEROA ko inona indray ahoana ary,:roll:
4. salmo1 ( 28/02/2007 22:34)
TETSY sy TEROA ve dia logahevitra:?::°)

ATY sy ARY.
TATY sy TATSY.
TETO sy TERY.
TATO sy TATY.
EROA sy ERY... :°)

Lohahevitra kou zany ireo.
5. pimaso ( 01/03/2007 14:58)
Minday figo dodoholy!!!!!
6. belaza ( 06/03/2007 17:42)
=))=))=))tsy hoe nareo no hiomehezako, fa za no misy kely=))=)) aleo hivoaka tato za fa tssss=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258