zay tinareo?
4. salmo1
(
28/02/2007 18:22)
Mbola tsy taka-tsika angamba ny manao toy ireny ,angamba.
Ny sasany mantsy vao heri-taona ny zanany de efa hanontaniany sy hampianariny oe: -manana sipa ve enao anaka?. Ny antsika na dia efa 27 taona aza, mihera @ dada sy Neny vao mahazo lalana :°):°)
Ny sasany mantsy vao heri-taona ny zanany de efa hanontaniany sy hampianariny oe: -manana sipa ve enao anaka?. Ny antsika na dia efa 27 taona aza, mihera @ dada sy Neny vao mahazo lalana :°):°)
5. xxx
(
28/02/2007 18:33)
salmo1:de mahazo an'zany ve le zaza vao 1 taona ? de inona hono no navalin'zany zazakely zany ? zazakely mbola minono vao 1 taona ve de hanontaniana an'zany ?:roll::roll:
Ny sasany mantsy vao heri-taona ny zanany de efa hanontaniany sy hampianariny oe: -manana sipa ve enao anaka?.
6. salmo1
(
28/02/2007 18:34)
pissoa:
ie ratsy, satria dinika manavakavaka !
zah anga niteny oe: Ho an'ny mainty na ho an'ny fotsy na ho an'ny marron ihany...
sa inn no mampanavakavaka @ izany?
8. salmo1
(
28/02/2007 18:52)
xxx: Marina fa tsy mafantatra izany ilay zaza 1 taona, na dia tenenina oe sipa sipa aza ilay zaza.
Fa ny reniny no misangy ny zazany sady miteny oe: ¿Ya tienes novio? ¡que guay! ¿como se llama?. Ilay reniny akory eto tsy miheritreritra ny zanany @ zava-dratsy fa toiny kilalaon-jaza no fiheverany azy.
Afa indray ilay oe: zaza +6años sy +8años. Fahatokisany ray amand-reniny zanany indray ny hanany akama.
+14años 70% 80% tsy fahasambarana ny fahintany ray amndreniny zanany tsy manana akama, fa ôtrany oe: ratsy ny zanaka nahateraka ka tsy hisy mpitia. Ka avelany malalaka ny akizy hikarenjy manerakiny ville.

10. pissoa
(
28/02/2007 19:02)
salmo1, ka ratsy le dinika na inona na inona ataon'ny olona any Spain ! :-D:-D:-D
11. salmo1
(
28/02/2007 19:28)
pissoa: teneno ary ny tena marina: fa ratsy ilay dinika sady manavakavaka?
13. salmo1
(
28/02/2007 19:38)
pissoa: teo @ ilay oe: lhl sy vhv malagas angamba no heverenareo fa misy fanavakavahana. Fa tsy avy @ metisy sy sy vazaha mahay miteny gasy mihintsy.
Matoa menatra ny hilaza ao rà..:D:-D=))
Matoa menatra ny hilaza ao rà..:D:-D=))
14. pissoa
(
28/02/2007 19:50)
Inona an ? mahazo teny gasy aloha ianao sa tsia ? Mazava be io soratro io fa aza volivolena izay hevitra tinao haseho ... Ianao no te nanavakavaka teo ka izaho no tinao hiteny izay tsy teneniko ... :b:-D:-D:-D
15. simplex
(
28/02/2007 19:56)
tsy arako tsara fa misy hifandraisany @ ampio aho hisafidy ve ity ? :°):P
16. salmo1
(
28/02/2007 20:04)
pissoa: zah wa tsy manavakavaka:!::!:
@ ratsy ihany no hanatadidiany ahy tsssssss :-w
fasaly:
tena niverina marina i salmo
@ ratsy ihany no hanatadidiany ahy tsssssss :-w