le bain d'huile

1. xxx ( 28/02/2007 20:03)
bonjour daholo sao mba misy mahay le fanaovana bain d'huile otran'ny any dago ireny mba omeo r7 o misaotra mialoha
novalian'i voara ny 26/03/2007 07:57
2. simplex ( 28/02/2007 20:44)
ary lasa en vogue ndray ny fanaovana xxx an :-w:@

zao e, re7 tsotsotra:

* asiana menaka ny baingnoire d mitsofoka ao

* asiana menaka afangaro rano ny baingnoire d mitsofoka ao

8)

3. kelly13 ( 01/03/2007 17:14)
mandry le menaka ra izany ry simplex fa frizy ny andro a
4. simplex ( 01/03/2007 18:03)
kelly,
tsy mety ny menaky ny aina an ;-)
5. xxx ( 02/03/2007 19:40)
zay lay mahavoantsika an ,ka raha sendra mba tsi manana konty izy fa mba mindrana sy miditra fotsiny ....
6. Stretch ( 02/03/2007 19:53)
simplex> ra tsy iny ndray tsy nahalatsaka a !


fa tondé de le barika be an tiko mintsy ny araraka ao fa ra le am tôvangy 1l de vizak'eo an
7. fijo ( 03/03/2007 01:06)
ireny ve tsy huile coco e
8. niryna ( 03/03/2007 07:05)
kelly13:

mandry le menaka ra izany ry simplex fa frizy ny andro a



8)
9. rurik ( 20/03/2007 16:13)
mba ze marina kosa lazaina e.
10. vahiny2004 ( 21/03/2007 15:41)
lasa rubrique humour ity marina a !


Bain d'huile @ volo ve no tian'i xxx lazaina ? si oui, karazana volo ahoana ?
11. Fiffi ( 25/03/2007 07:54)
io ve tsy volo ?
12. voara ( 26/03/2007 07:57)
ato @ volo io angambany ;ty misy r7 kely kely fa ra misy diso de mba ahitsiooooooo :mila vongana parafine 250g de menaka fahandro 1l ,de menaka fampiasanao afangaro kely aminy mba homanimanitra azy na koa veromanitra :epina le parafine de arotsaka lay menaka dia angarongaroana hifangaro tsara daholo ,avela hangatsika refavita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1791