Inona no tianareo?...

1. rakaroka ( 02/03/2007 21:06)
Inona ary no tsara :
Tia olona? sa
Tian'olona?...
(tsy ampiasaina "sady" eto @ "exam" ity an sao misy fetsifetsy!):lol::lol::-D:-D:-D
novalian'i dadie ny 08/03/2007 19:17
2. Stretch ( 02/03/2007 21:50)
misy tsodranon-dray aman-dreny zay refa ari elatra ny ankizy hoe :
"Mba ho irian'olona anie ianao anaka fa tsy haniry olona"

ka raha izay no dinihina , de aleo aloha tian'olona,
ary raha tianao aza le olona de aleo tsitsina ihany .
3. fasaly ( 02/03/2007 23:25)
hummmmm! sarotra ny tantana:-w
raha tian'olona enao nefa tsy tinao lau oul de aon!:?
de raha tinao lay oul nefa enao tsy tinlay oul de aon????:? mampalahelo be:?
4. glita ( 03/03/2007 11:11)
aleo tin ol !

tsotsa zany !ny ol tsy afaka ny itia anao zany ratsy misy interé zany we aleo tian ol zany !
tsy haiko alou fa ze tiana de masoso.... daholo eh !!!
5. dongadonga ( 03/03/2007 11:34)
sady tian'olona ,no mitia olona ,zay no hitako fa mety
6. Rafotsy ( 03/03/2007 12:32)
Aleoko tian'ilay olona sady tia ilay olona ! Sa tsy tafiditra @ ilay sondage ?:lol::lol:
7. Stretch ( 03/03/2007 14:51)
ny fitia mifamaly hono rakaroka mahatsara fihavanana a!
ka raha tsy tian'ilay ol enao nefa misisika ny ho tiany de tonga am lay fitenenana koa ahoe:
mitonatonana ohatrin'ny vinanto tsy maharé fosa.

reciproque hoy ny tenim-baza.
ka refa samy de ao tsara , fa aza alatsaka ny balansy.
8. tywa68 ( 03/03/2007 15:50)
Io voalazan'i Stretch io no tena favy !
9. xxx ( 03/03/2007 16:41)
Aleo tia olona ... (l)
10. simplex ( 03/03/2007 19:15)

olona iza io? :P
11. fasaly ( 03/03/2007 20:29)
olona izay tia sy tina io e!:-P
12. sitlo ( 03/03/2007 21:13)
raha x ohatra izany ilay hoe mitia
dia y ilay tiana

dia izaho tsy hisafidy ho x. Satria mora mianjera ireny. Aleo aza somary bancal. Donc rehefa tsy x dia aleo izany ilay tiavina.
Izay tianao no toavina.
13. dongadonga ( 04/03/2007 08:18)
hhhhhiiihhhhhhhhhhh
14. fasaly ( 04/03/2007 08:26)
sitlo::-D:-D:-D:-D:-D
15. dongadonga ( 04/03/2007 08:36)
mahafinaritra fa tohizo éh
16. fasaly ( 04/03/2007 09:52)
dongadonga: ié tohizana kan!:-P;-)


sitlo: ny mapiomehy ahy anie de zà somary x fa légèrement e!:-D:-D:-D
17. Stretch ( 04/03/2007 10:53)
:-D
za ixa beuuu mintsy , ndraindray ny havia ary lasa any ankavanana mintsy de ny havanana lasa any ankavia.
de tena voa mafy a zany ra zany synthese zany no dinihina.
18. fasaly ( 04/03/2007 11:40)
strech::-D^^:-D:-D:-D:-D hitako am sary somary mi coince ka tandremo aza mora midaboka fa toundé tatazan'i sitlo fa izy somary bankal:-D:-D:-D
19. rakaroka ( 04/03/2007 14:03)
fasaly:

hummmmm! sarotra ny tantana:-w
raha tian'olona enao nefa tsy tinao lau oul de aon!:?
de raha tinao lay oul nefa enao tsy tinlay oul de aon????:? mampalahelo be:?


Ka marina mihitsy ny hevitr'i Fasaly ity!satria
maro ny "cas"n'ny mpivady toa
mamalan-kira hoe : "tojo anao aho ka sahirana!"...
Na déplacé TANTERAKA lé (l) misidina tsy hita intsony aza ny iafarany matetika!
Fa izaho koa aloha efa "tratran"ilay tian'olona tsy
reviko mihitsy fa mandreraka an 8-).
Dia misy fotoan'andro nahatsapako tanteraka fa "HAFA"
ihany izany manana fo "emboka mitia": jereo anie ny ankamaroan'ny olona lasa "éspèce de Robot e!":lol::roll::lol::idea:


20. rakaroka ( 04/03/2007 14:12)
Stretch:

ny fitia mifamaly hono rakaroka mahatsara fihavanana a!
ka raha tsy tian'ilay ol enao nefa misisika ny ho tiany de tonga am lay fitenenana koa ahoe:
mitonatonana ohatrin'ny vinanto tsy maharé fosa.

reciproque hoy ny tenim-baza.
ka refa samy de ao tsara , fa aza alatsaka ny balansy.


Ensy e!...Mahafinaritra Bbbe ahy ny resak'i Stretch eto, mampatsiahy ahy ilay "fihavanana nisy teo @ Malagasy fahizay"...ka raha samy ny "tombon-tsoany" tsy te ahalala ny hafa moa no manjaka, akory atao?..
Indrisy dia samy mitsinjova ny tenany sisa:{:{!:evil:...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0358