Inona no tianareo?...

21. rakaroka ( 04/03/2007 14:17)
Rafotsy:

Aleoko tian'ilay olona sady tia ilay olona ! Sa tsy tafiditra @ ilay sondage ?:lol::lol:


Hi!hi!hi:D:DHa!ha!ha!:lol::lol:
C'est l'idéal mais angaha moa misy izany?...:?::?::?:
22. Stretch ( 04/03/2007 15:15)
manaôna rakaroka ary ela vô tafaverina an !
nilaozan'ny bus nga sa tara train , sa tratran'ny ambotaazy monstre.

ka inn ihany zany ny vaha olana .
tia olona sa tian'olona ?
cercle viseux. . .
:roll: :roll: :roll:
23. sakaizakely ( 04/03/2007 16:17)
Strech> inn klou ilay cercle viseux ? wé feno vis ve ? :P :P :P

Rakaroka> possibla foana io fa karokarohy eny ihany, aza avela raha tsy mahita :-D :-D :-D
24. tynah ( 04/03/2007 17:12)
'lay fitia mifamaly no tena tsara indrindra eh!(l):* ao tsara
25. Fiffi ( 04/03/2007 18:03)
26. Stretch ( 04/03/2007 20:13)
Strech> inn klou ilay cercle viseux ? wé feno vis ve ?


cercle vicieux= situation dans laquelle on est
renfermé

diso tsipelina fa azafady e!
kay kay tena tondé tsy azo ra vo diso an !

tynah > tondé ty sy day zany

=D ozy fiffi
27. rakaroka ( 05/03/2007 11:49)
sakaizakely:

Strech> inn klou ilay cercle viseux ? wé feno vis ve ? :P :P :P

Rakaroka> possibla foana io fa karokarohy eny ihany, aza avela raha tsy mahita :-D :-D :-D



Hi!hi!hi:lol::oops::oops:.
Tokony azo ovana anie ity anarako ity f'efa hitak'itako à traversn'ny valin-teninareo ny zavatra
sy ny fikarohana maro efa vita ny valin'ny fikarohana e:
Cercle visseux?...
'ngamba hoy aho raha to lé hira hoe: "omeo fahaiza-mitia" dé mahafinaritra ny fiainana!...:lol::lol:(l)
28. Stretch ( 05/03/2007 22:47)
=D =D =D

END

hoy Stretch: Cercle vicieux . . io zany

dia hoy ny tompona sizé oe.
vita ny fikarohana fa ,
cercle visseux . .

:-D :-D
29. dadie ( 08/03/2007 19:17)
aleo tiana toa zay mitia ra io ny fanotanianao ;nefa avy eo le miaraka eny lasa d le tiavina no mitia zay ny blem nefa ze tiana mitombo tare ra toa ka hors sujet za ry rakorako d aza omena noty fa tonga d rovito ny feuille ko an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081