Sary
1. Zina
(
05/03/2007 21:37)
Nahita ny sarin'i Mandrak t@ mbola kely aho dia lasa ny eritreritro oe ary maninn raha ny sary t@ bolakely daholo ndray no apetaka atsy @ sary atsy e?
ny hevitrareo?????
ny hevitrareo?????
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 07:51
2. fasaly
(
05/03/2007 21:43)
ny ahy try misy ita tsony fa lanin'ny volavo! :? ny an'i zina aza tsy misy akory na sary tam mbola lehibe aza!:?
3. booboo
(
05/03/2007 21:43)
zà ndray na sary t@ mbola kely na t@ ère préhistorique na @ zao, mazoto beeeeeeeeeeeee foana mijery :°)
4. fasaly
(
05/03/2007 21:44)
nefa ny ahy ny sariko tam mbola kely tena bôbônôta be otsan'io sarin'i mandrak io mitsy mitovy tsy misy valaka:?
5. booboo
(
05/03/2007 21:46)
Fasaly > dia naninona no lasa samy hafa be ny endrikareo nony lehibe ? hihihihihihi ...sady ny iray lahy moa ny iraika vavy beeee mitsy zao hihihi
6. fasaly
(
05/03/2007 21:53)
booboo: ka izay no naha samy hafa ny tarehinay amzao izy lahy hafa mitsy ny fiovarany ary zà vavy de lasa otrzao e!:°) kaou ho karohiko lay sariko sao hitako ihany de apetako ao:-P;-)
7. Stretch
(
05/03/2007 21:54)
hevitra tsy ratsy ndray zay anareo zay an !
fa ny sariko tondé lany miss fa pitsana ôtran'ny pirina.
:-D
fa ny sariko tondé lany miss fa pitsana ôtran'ny pirina.
:-D
11. Stretch
(
05/03/2007 22:35)
za ndray aloha tsy hamoaka ny sariko tam mbola kely ao eh
inn njay ny maha mahana.
baby booom ko maninnn ?
14. fasaly
(
06/03/2007 06:49)
ny ahy ny sariko tam mbola kely bobonota beuh de sady x!:? tsy sahiko ampidirina eo mitr!:?
16. faralisy
(
09/03/2007 06:58)
Ny ahy ny sariko tamin'ny mbola kely de tena mahakivy ahy ny mijery azy hany heriko de tsy mba nataoko ao naty album ko mintsy fa tsy tantiko ny mijery azy e sady analan'ny namako za