ho avy ve enao raha...

1. salmo1 ( 06/03/2007 00:05)
rahoviana isika ry pachinot no hatao mariazy :?:
Ho hasaintsika daholo ve ny namana sera2 :?:

http://melodias.iespana.es/melodias_polifonicas/ES-14/iespana/84158/movil-descargar/22474/marcha-nupcial.html

:-D:-D
novalian'i vale ny 11/03/2007 14:57
2. diamondra27 ( 06/03/2007 02:49)
3. xxx ( 06/03/2007 06:53)
salmo: eny zao de zao alefaso ny fanasàna fa zà amourèzzzz folle mitsy aminao ry salmo je t'aime salmo ta poupée je t'aime foana salmo:-*:*:*:*:*asaitsika dool ireo rehetra ireo an! atao makotorka ny raharaha:*:*:*
4. xxx ( 07/03/2007 02:51)
hihiii:-D i pachinot nareo efa 19 ans, nefa mbola tsy mitsiry nono foana ve de hanambady hatao mariazy???:=))=))=))sao d hiesona ao ianareo ry salmo an!:twisted::twisted::twisted:
5. nathie86 ( 07/03/2007 07:02)
:-D
6. fasaly ( 07/03/2007 18:06)
:-D:-D:-D kou salmo aza mbola mitondra fiara kely mandende eny analakely:-D
7. dadie ( 08/03/2007 19:11)
ra asainao v zay tsy hoavy ry salmo lol...
8. xxx ( 08/03/2007 23:30)
zao le izy ry zareo fa very be ny saiko fa zah zany misy bandikely zay ouz ah fa zandriko 12 ans iz de iz nefa tia be anah de hivady hono zah efa nanambady taloha an de efa mananjanaka roa efa nisaraka de zah kou efa elaela ihany zay no celibataire fa efa mba ta hanambady amzay de nefa probleme hainareo ihany sur fa ny mamany le bandy hono tsy hanaiky fa zah efa zokin zanany de nefa zahay mifankatia tsara tsisy olana de otran mapieritreritra be le izy oe hiroso ve nefa ity iz tena mbola tanora tsy haiko mints nefa raha ny fitiavany ahy aloha azoko antoka fa le olona manodidina mintsy no mandreraka le famille mou zany e de zany de in tokony ataoko
9. vale ( 11/03/2007 14:57)
henjana koa izany ry xxx, hihihihi..raha be panelingelina hoatran'izany le fiarahana de aleo tsy tanterahina fa hampiteraka ady aminareo io rehefa tonga any an-tokantrano, stt hoe ny mamany tsy manaiky, sady ny reny saro-piaro @ zanany lahy izay ihany an, de vu ta situation koa,..:wink: fa raha toa moa ka mifanaiky nareo fa tsy hatao manelingelina ny fifankatiavanareo lay olana?:-w,...:roll: raha sahala amiko alou ry xxx ny teo @ place nao de adaboko zany tsy tian'ny rafozana zany:P, stt lay belle mère!:wink: tsisy n'in2 aza izy ireny efa fataon'ny oul fanoharana mintsy hoe "itony koa masiiiika tahaka ny belle mère.." sns, nefa asa?..bon courage:P


salmo1: ndreto zahay vonona hanatrika ny rarahanareo ee, hihihihi:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1161