O ry mpitia ny baolina kitra a!Be ny resaka mandeha fa tsy tokony ho i Drogba mihitsy no ho mpilalao mendrika aty Afrika fa i Eto'o Za anefa miteny fa i Drogba no hitako mahay noho i Et'o!Nefa moa samy manana ny fomba fijeriny ny tsirairay ,ka hoy aho Eto'o sa Drogba?
Mazava ho azy fa i Drogba no mpilalao mendrika aty Africa, mba jereo ange ny ataony ao amin'ny Chelsea ao io e. Drogba sady technique no manana aina.
Sady Eto koa teo firy volana tsy nilalao teo iny ka tsy mahagaga raha i Drogba no nandresy e.