mahagaga ihany
1. bazylou
(
05/03/2007 22:48)
ity madagasikaran'ilay 8, na i ra8land!!
konstity teny frantsay
NY antokony miady antrano
Na ny bokin'ny communen'Antananarivo aza dia teny frantsay?? asa angaha, vazaha frantsay angamba ireo gasy dibo-drano.
konstity teny frantsay
NY antokony miady antrano
Na ny bokin'ny communen'Antananarivo aza dia teny frantsay?? asa angaha, vazaha frantsay angamba ireo gasy dibo-drano.
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 07:55
2. Stretch
(
05/03/2007 22:55)
io bazylou ko oe nakaiza baylou nakaiza bazylou ?
ka zay ky ny tiny bazylou a !
ze tiny ihany io ozy ny akizy zay.
na hinavanava eo azy ny betsaka sy bobaka
zay no vita.
ny an'ny firenena hafa aza angé ky ry bazylou , ny lalampanorenana sy ny fandehany rehetra
am tena efatra samy hafa be zao ohatra e !
nefa ol ray ihany ny mpiray monina ao . . .
tsetsatsetsa ny ahy fa tsy de angadiko lôtra ny resaka politika fa mazoto enao an !
de soava tsarà.
:roll:

3. faralisy
(
09/03/2007 06:45)
Tsy hitako zay mahagaga anareo amin'izany e, ny an'olona ange no indraindraina fa tsy ny antsika e, zany ko ange no fandrosoana hono e fisokafana amin'ny any ivelany e, de iza ko amoa no firenena na olona hamatsy vola eo raha teny gasy e, nga zany miasa raha vao miala avy eto Ivato fotsiny e de ampirimo any amin'izay toerana mety handraisana azy refa miverina e